Tovolahy iray mpanarato vao 17 taona namoy ny ainy natelin’ny ranomasina tao Toamasina, afakomaly. Roa lahy tsy handeha hanarato fa hamindra lakana fampiasan’izy ireo eo akaikin’ny lycée Jacques Rabemananjara. Voalaza fa hafindra toerana eo akaikin’ny hopitaly io lakana io. Vaky tampoka anefa ny lakana tamin’io fotoana io. Vokany, samy nilentika […]
Auteur/autrice : Adnews
Antsakaviro : lehilahy tratra nangalatra tao anaty fiarana Jeneraly
Efa tsy mifidy hangalarina intsony! Voasambotra ny mpangalatra telefaonina nifahana tao anaty fiarana manamboninahitra iray teny Antsakaviro, omaly. Noraisim-potsiny teo am-pisokirana finday tao anaty fiara an’ny manamboninahitra iray ny mpandroba iray tetsy Antsakaviro, Boriborintany fahatelo, omaly. Nipetraka amoron-dalana ny fiara ka tsikaritry ny polisy ny fisian’io lehilahy io tao anatin’ […]
TSELATRA
Naratra mafy novelesim-badiny tavoahangy ny renim-pianakaviana iray teny Andavamamba Anjezika I, omaly tolakandro. Resaka fifidianana no nitarika ny adin’ireto mpivady ireto. Samy nanana ny kandidà notohanany izy ireo, ka tsy zakan’ilay raim-pianakaviana ny nisafidianam-badiny ny kandidà iray. Nampiakatra ny hatezerany izany ka raikitra ny fifamaliana. Niafara tamin’ny vono sy ratra […]





