Auteur/autrice : Adnews

Sécurité de l’élection: l’Emmo-nat se veut intransigeant

Les éléments des forces de défense et de sécurité entendent prendre toutes les mesures nécessaires pour assurer la sécurité de l’élection. Ces dispositions entreront en vigueur à partir de ce jour, dédié au silence électoral. Toutes manifestations politiques, qu’elles soient liées à la campagne électorale ou pas, sont interdites à partir de […]

Basikety any ivelany : mivoatra hatrany ireo Malagasy mpilalao

Mpilalao anisan’ny manohy fianarana sy ny basikety any ivelany, Rabibisoa Jerry Pépin, Andriatsarafara Lova­soa ary i Mathias M’Madi. Nahazoana vaovao tsara izy ireo ny faran’ny herinandro teo, nandritra ny fifaninanana natrehiny avy. Ho an’i Jerry, izay milalao ao amin’ny Es­poirs Gravelines-Dunkerque ao Frantsa, mpilalao nitondra fandresena ho an’ny ekipany izy, […]

SOMBIM-BAOVAO

Laharana fahefatra Andriambololona Zo Hajanirina, solontena malagasy niatrika ny fifaninanana « Open d’Afrique », taranja judo, tany Dakar, ny alahady 12 novambra teo. Tsy niakatra « podium » izy saingy nahazo traikefa lehibe nandritra ity fifaninanana ity, araka ny namba­rany. Hanatanteraka fihaonambe ny mpisehatra sy mpankafy ny taranja volley, ny zoma 8 desambra izao. […]

Badminton – Mada 2023 : hizara roa ny fifaninanam-pirenena

Noho ny fahateren’ny fotoana sy ny olana eo amin’ny fahazoana ny kianja mitafo, hozaraina roa ny fanatontosana ny fifaninanam-pirenena, araka ny nambaran’ny tale teknika nasionaly eo anivon’ny Federasiona malagasin’ny badminton. Hisantatra izany, ny an’ireo sokajy zandriny dia ny “junior” midina. Hotontosaina ny volana novambra izany. Any amin’ny volana desambra indray […]

Federasiona malagasin’ny bisikileta : hikarakara « Tournoi de l’Océan Indien »

Mifarana izay ny taom-pilalaovana 2023, ho an’ny taranja Bisikileta. Marihina fa nahazo medaly alimo iray izy ireo nandritra ny lalaon’ny Nosy 2023. Hisy fifaninanana iraisam-pirenena hatao ny taona 2024. Vita ny lalaon’ny Nosy 2023, nahazoan’i Mada­gasikara medaly alimo, izay natao teto amintsika, ny 25 aogositra hatramin’ny 3 septambra lasa teo. […]