Mbola any ivelany amin’izao fotoana, ny filohan’ny federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF), Randriamanampisoa Alfred, sy ny mpanazatra ny Barea de Madagascar, Rakotondrabe Romuald Felix (Rôrô). Any Frantsa izy mirahalahy mianaka, mitety ireo klioba ka mijery sy mifantina ireo mpilalao manana ra malagasy na tena Malagasy 100 isan-jato, izy ireo ka […]
Auteur/autrice : Adnews
“Mondial Rugby 2023”: norombahan’ny Springboks Afrika Atsimo ny amboara
Lavo ny All Blacks Nouvelle-Zélande, nalain’i Afrika Atsimo ny amboara faninefany amin’ny “Mondial Rugby 2023”. Tsy niova tanana ny amboara maneran-tany, taranja Rugby, fa lasan’i Afrika Atsimo izany, ny sabotsy lasa teo, tany France. Lavon’izy ireo tamin’ny isa tery, 12 no ho 11 i Nouvelle Zélande, nandritra ny famaranana notontosaina tao amin’ny Stade France. Raha hiverenana […]
SOMBIM-BAOVAO
Notanterahina ny sabotsy lasa teo, tao amin’ny kianjan’ny Camp Nou, ny “El Classico 2023” any Espagne. Lavon’ny Real Madrid, tamin’ny isa 2 no ho 1, ny FC Barcelone. Baolina tafiditr’i Bellingham, mpilalao Real Madrid no nitondra fandresena ho an’ireo Madrilenina. Eo amin’ny laharana voalohany, araka izany, ny Real Madrid. Lavon’ilay […]
Basikety-“stage level 1” : Mpitsara 15 misitraka fiofanana
Niatrika fiofanana omen’ny FIBA Afrika, nanomboka ny sabotsy 28 oktobra lasa teo, ny Malagasy mpitsara 15 mianadahy. 8 amin’izy ireo avy any amin’ny faritra ary ny 7 kosa avy eto Analamanga. Fiofanana haharitra hatramin’ny rahampitso talata 31 oktobra, etsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina. Manam-pahaizana avy eo anivon’ny FIBA, i Leslie […]
Basikety N1A : Tompondaka ny Mb2All sy ny GNBC
Nifarana omaly alahady 29 oktobra, tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fifaninanana nasionaly N1A, lahy sy vavy, taona 2023. Voahosotra ho tompondaka ny Mb2All sy ny GNBC. Niady tanteraka ny lalao famaranana, na teo amin’ny sokajy lehilahy izany na ny sokajy vehivavy. Nampiseho ny maha ekipa sangany azy avokoa ireo […]




