Auteur/autrice : Adnews

Filoha Rajoelina Andry : “Mila jerena izay mahatonga ny tondradrano”

Nidina ifotony nitondra fanampiana ho an’ireo traboina ny filoha Rajoelina Andry. Teo koa ny toromarika nomeny manoloana izao fiakaran’ny rano izao. “Mila jerena tsara ny fanorenana tsy ma­nara-dalàna, indrindra ny fanotofana tany miteraka tondradrano ka mahavoa ny hafa. Tsy manara-dalàna ny fisian’ny fanotorana tata-drano, ka manimba ny fenitra ahazoan’ny rano […]

TSELATRA

Mpitondra moto iray tapaka tongotra, vokatry ny lozam-pifamoivoizana nahazo azy, tetsy Fenoarivo, afakomaly. Niseho teny amin’ny RN1, PK 1, akaikin’ny CEG Ambohimasina, fokontany Ambohimasina, kaomininina Alakamisy Fenoarivo, tamin’ny 4 ora hariva, ny loza. Nisongona kamiao lehibe iray izy io, ary nifanena tamin’ny fiara Peugeot iray izy no tra- doza. Nikasoka […]

Niharan’ny fanolanana : Vehivavy bevohoka hita faty niboridana

Hatairana ny an’ny fokonolona raha nahita fatim-behivavy iray tokony ho 45 taona, nisy nanipy tamina kirihitr’ala ao Ambodiantafana RN 5, omaly maraina. Tsy lavitra ny arabe no nahitana ny fatiny, akaikin’ny toeram-pivarotana hanimasaka sy voandalana ho an’ireo olona mifamezivezy amin’iny lalana iny. Tonga teny an-toerana nanao fizahana ny razana ny dokotera […]

Nirefodrefotra ny basy : Jiolahy roa maty voatifitra teny Andohatapenaka

Nifanenjehana teny Ampasika sy Andohatapenaka ry Ramahagaga sy ny tariny, omaly hariva. Vokany, roa no maty voatifitry ny polisy. Ny iray azo sambo-belona. Jiolahy roa lavon’ny balan’ ny polisim-pirenena avy amin’ny Fip, omaly, tetsy Andohatapenaka, tokony ho tamin’ny 3 ora tolakandro. Iray hafa azo sambo-belona. Niafina ora maro tao anaty […]