Auteur/autrice : Adnews

« Dinan’ny Anôsy Miray » : Tafapetraka ao Amboasary Atsimo

Nitsidika ny distrikan’­ Am­boasary Atsimo ny minisitry ny Foloalindahy (MFA), ny Jly Razafitombo Mamitiana Ely, ny minisitry ny Fahasa­lamam-bahoaka, Managna Monira ary ny minisitra Delege misa­hana ny zandarimariam-pirenena, ny Jly Bama Ma­rima. Nifantoka tamin’ireo laharam-pahamehana momba ny fiainan’ny vahoaka sy ny fampandrosoana ao an-toerana ny fitsidihana. Anisan’izany ny fanamafisana ny […]

Tandrevaky ny mpamily : Tohivakana ny lozam-piara­kodia eny amin’ny RN 5

Raha fahasimbana fiara sy kojakoja momba ny fiara mpitatitra olona mampiasa ny lalam-pirenena fahadimy (RN 5) no nalaza teo aloha, noho ny faharatsian’ny fotodrafitra, miova indray izany ankehitriny. Saika lozam-pifamoivoizana, fiara sy moto, izay mitarika faharatrana olona maro vokatry ny fandehanana mafy noho ny fahatsaran’ny lalana ka tsy mahafehy ny […]

Fiaraha-miasa : Hanohana ny fifidianana i Frantsa

Nandray ny filohan’ny Vaomieran’ny raharaham-bahiny ao amin’ny Antenimierampirenena frantsay, Bruno Fuchs, ny minisitra misahana ny Fanavaozana, ny Me Razafimanantsoa Hanitra. Manohana ny fizotry ny fifidianana i Frantsa, indrindra amin’ny alalan’ny fandraisany anjara ao anatin’ny “Basket Fund”. “Manohana koa ny fizotry ny fikaonandoham-pirenena izahay”, hoy izy. Nohazavain’ny minisitra tamin’izany kosa ny […]

Durban, Afrika Atsimo : Nahatsiaro ny filoha Olivier R.Tambo ny Filohan’ny Fanavaozana

Feno ny fandaharam-potoan’ny filoham-panjakana, ny Kly Randrianirina Michaël, nandritra ny fiatrehany ny fihaonana an-tampon’ny SADC, ny herinandro teo. Tafiditra ao anatin’ny dian’­ny filohan’ny Fana­vao­­zana, ny kolonely Ran­dri­a­nirina Michaël, tany Durban, ny fametrahana fehezam-boninkazo ho fahatsiarovana sy fanomezam-bonina­hitra ny filoha Olivier Reginald Tambo tao eThekwini, ao KawaZulu-Natal. Mpitondra ambony sy mpitantana […]

TARATRY ny KANTO

Nisy nandrava ny doanin’ Andriama­non­gavola, eny Alasora. Raha ny hita eny an-toerana, nokorontanina ny doany nisy ireo sainam-pirenena ary nozimbazimbaina ny faritra Masina. Mifanentana ireo mpandala ny fomba malagasy hiakatra eny an-toe­rana, anio, hidinika ny tokony hatao sy ny fepetra horai­sina. Mitady mpanao hatsikana hanao ny tapany voalohany amin’ny seho […]