Tontosa omaly, teny amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fisarihana ho an’ny fifaninanam-pirenena N1A, lahy sy vavy, taranja basikety. Ekipa 12 lahy sy 12 vavy no hiady ny lohany. Nivoaka ofisialy ireo ekipa hifaninana izay notsinjaraina faritra roa. Misy ny faritra Atsinanana sy faritra afovoany. Ho an’ny faritra Atsinanana, ny Ascut […]
Auteur/autrice : Adnews
“Can 2024”: Hanala vela amin’i Côte d’ivoire ry zareo Malianina
Anisan’ny fihaonana be mpiandry anio sabotsy, fiadiana ny amboaran’i Afrika ho an’ny ekipam-pirenena taranja baolina kitra (Can 2024), ny fifanandrinan’ny Voromaherin’i Mali sy ny Elefantan’i Côte d’Ivoire. Lalao hotanterahina ao amin’ny Stade de la Paix Bouaké. Hanohitra ny ivoarianina, mpampianatrano, amin’ity ry zareo Malianina. Raha ny antotanisa teo amin’ny fifanandrinan’ny […]
Ski alpin – « Mondial Junior 2024 »: Solontena malagasy i Mathieu Neumuller
Notanterahina nanomboka omaly hatramin’ny anio, any Frantsa, ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany “Mondial 2024”, taranja ski alpin, sokajy juniors. Hiaro ny voninahi-pirenena amin’ity fifaninanana ity, i Mathieu Neumuller. Araka ny fikarohana natao, miisa 160 ireo mpifaninana amin’ity Malagasy mpilalao ski ity, any amin’ny “Ski des Gets”, Morzine, Avoriaz, Chatel, […]
Vaovao tambatra
Niampy 35 ireo « cadres supérieurs en planification » navoakn’ny Ivontoerana malagasy momba ny teti-pivoarana (IMaTeP). Andiany faha-32 ireto nivoaka omaly ireto, rehefa avy nanaraka fiofanana nandritra ny roa taona. Ray mpiahy azy ireo ny tale jeneralin’ny tahirimbolam-panjakana, Rajaofetra Andry Nirina. Miato vonjimaika ny zotra an-dalamby mampitohy an’i Fianarantsoa sy Manakara taorian’ny […]
Toekarena manga: tohana avy amin’ny Banky iraisam-pirenena
Natao omaly 2 febroary, teny Ampandrianomby, ny fivoriana ara-teknika niarahan’ny minisiteran’ny Jono sy ny toekarena manga (MPEB) sy ny Banky iraisam-pirenena. Nanatanteraka izany ny teknisiana avy amin’ny roa tonta, niresaka ny voarakitry ny Paikadim-pirenena ny toekarena manga eto Madagasikara. Anisan’ny nisongadina ao anatin’ity paikadim-pirenena ity ny fisian’ny komity marolafy mandrindra […]




