C’était prévisible. Les correcteurs des épreuves du Baccalauréat dans la province d’Antananarivo ont boycotté la séance de délibération des notes, prévue hier à Ankatso. Tant que les vacations au titre de l’année 2023 ne seront pas payées, la situation reste au point mort. Ils donnent un ultimatum de 24 heures […]
Auteur/autrice : Adnews
18 aogositra 2023
Faha-100 taonan’ny mpanoratra Nihry-Lanto : “Mendrika hampitaina amin’ny vahoaka malagasy ny toe-tsainy”
Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy, omaly, ny fankalazana ny faha-100 taonan’i Nihry Lanto. Vory tao amin’ny Tranombokim-pirenena ny fianakaviana, notronin’ireo solontenan’ny fikambanan’ny mpanoratra sy ny avy ao amin’ny minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina. Izy ireo no toko telo nahamasa-nahandro ny fankalazana, ho fampahafantarana ny mpanoratra sy ny sanganasany ho an’ny mpiara-belona […]
TARATRY ny KANTO
Hosafidiana amin’ny “Prix du Mérite Citoyen”, any Erquelinnes, Belgique i Pata Njava. 8 izy ireo no milahatra anatin’izany, izay heverina fa mitondra ny mahasoa hoan’ny fiarahamonina, isaky ny sehatra misy azy avy. Mpikambana ao amin’ny tarika Njava sy ny tarika Syarez no tena ahafantarana an’i Pata. Mpiangaly sy mpampianatra mozika, […]
« Salon des Jeux de société »: kilalaon-tsaina maro no hifaninanana
Miditra amin’ny herinandro faharoa ny hetsika «Salon des jeux de sociéte», eny amin’ny Alliance française (Aft) Andavamamba. Fifaninana amina sehatra maro no handrafitra ny fandaharam-potoana amin’ity herinandro ity. Raha tsiahivina, ny 19 aogositra 2023 no hifarana ity hetsika ity, fotoana hanolorana ny loka ho an’ny mpandresy isaky ny karazany avy […]




