Auteur/autrice : Adnews
Peugeot 404 : mankalaza ny faha 63 taonany
La Peugeot 404, la vedette des années “sixties” a plus de 60 ans. Cette voiture française reste ancienne sans être démodée. Pour les passionnés de la marque, elle est gardée comme un trésor familial, la voiture du dimanche, celle qui ne sort que lors des grandes occasions. Dans certains pays […]
Karate-JIOI : laharana voalohany no tanjona
Nanao tohy vakana, omaly, ny fanomezana tohana avy amin’ny minisitra mpiahy, ho an’ireo atleta sy mpanazatra hiatrika ny lalaon’ny Nosy, hanomboka afaka 2 herinandro. Anisan’ny nisitraka izany ny taranja Karate, tetsy amin’ ny Madagascar Espace, By-pass. Mizotra antsakany sy andavany ny fanomanantenan’ireo atleta, araka ny nambaran’ny atleta. Hikendry ny laharana […]
SOMBIM-BAOVAO
Notanterahina omaly, teny amin’ny kianjan’ny Elgeco Plus Stadium By Pass, ny andro voalohan’ny fiadiana ny amboaram-paritra “Coupe du Président 2023” ho an’ny vondrona B. Nisaraka ady sahala 1 no ho 1 ny ekipan’i Mahajanga sy i Fianarantsoa. Nanokatra izany tamin’ny fomba ofisialy, afakomaly, ny filohan’ny Repoblika, Andry Rajoelina. Higadona eto […]
Tsipy kanetibe : nahazo 9 tapitrisa Ariary ny mpilalao
Tonga teny amin’ny kianja complexe Vontovorona ny minisitra mpiahy roa lahy, ny ao amin’ny Harena an-kibon’ny tany, Rakotomalala Herindrainy Olivier, sy ny ao amin’ny Asa sy ny fampananan’asa, Richard Jean Bosco Rivotiana, omaly. Nitondra fanampiana ho an’ireo atleta amin’ny tsipy kanetibe izy ireo, araka ny fampanantenana natao, andro vitsy lasa […]




