Auteur/autrice : Adnews

Taranja baolina kitra : ho fantatra anio izay ho filohan’ny ligy 22

Hotanterahina anio ny fifidianana izay ho filohan’ny ligim-paritry ny baolina kitra manerana an’i Madagasikara. Misy ireo kandidà teo aloha, mbola mifaninana… Hifantoka tanteraka amin’ny fifidianana izay ho filohan’ny ligim-paritra ny baolina kitra, ny ligy 22 ma­nerana an’i Madagasikara, amin’ity faran’ny herinandro ity. Ho fantatra amin’ity sabo­tsy 12 aogositra ity mantsy […]

VAOVAO TAMBATRA

Ho tapaka ny famatsiana herinaratra any amin’ ny faritra Atsimondrano rahampitso. Hisy fiantraikany amin’ny famatsian-drano koa izany noho ny fampiakarana tosika “surpresseur” miankina amin’ny herinaratra. Atao izao hisorohana ny fahatapahan-jiro matetika eto an-drenivohitra sy ny manodidina. Nidina ho 600Ar ny kapoakan’ny vary any amin’ny faritra Melaky, tamin’ity herinandro ity, raha […]

Banky foibe-MMRS : tanjona ny hanondrana volamena iray taonina isam-bolana

Natao, omaly, ny fanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’ny Banky foiben’i Madagasikara (BFM) sy ny minisiteran’ny Harena an-kibon’ny tany sy ny loharanon-karena stratejika (MMRS). Tanjona ny hanatsarana ny lafiny hanondranan’i Madagasikara volamena any ivelany. Nohatsaraina ny fifana­raha fiaraha-miasa eo amin’ny minisiteran’ny Harena an-kibon’ny tany sy ny harena stratejika (MMRS), sy ny […]

Fifanakalozana ara-barotra : hiaraka hiasa i Madagasikara sy Israely

Hisokatra amin’ny firenena Israelianina ny tontolon’ny fandraharahana eto Madagasi­kara. Maro ireo mpandraharaha israelianina maniry hitady lalambarotra eto amintsika. Manana tany midadasika i Madagasikara raha manana fahaiza-manao sy traikefa maro azo ampiharina eo amin’ ny sehatry ny angovo, ny fampiroboroboana ny indostria, ny niomerika, ny fambolena sy ny fiompiana ary fizahantany […]

Tetikasa Papriz 3 : mihoatra ny 5t/ ha ny taham-pamokaram-bary

Nanao tomban’ezaka momban’ny famokaram-bary tamin’ny alalan’ny tetikasa Papriz, 3 natao teto Madagasikara, ny minisiteran’ny fambolena sy ny fiompiana, omaly, teny Antaninarenina. Tsara ny vokatra, mihoatra ny 5t/ha ny taham-pamokarana izay azo tamin’ny alalan’ny fanamafisana ny fanofanana teny ifotony niarahana tamin’ireo tantsaha mpamokatra. “Nisy ny fanamafisana sy fampitomboana ny fampiofanana izay […]