Tanteraka ny fanamby ho an’ny ekipam-pirenena vehivavy malagasy, taranja tenisy. Voahosotra ho tompondakan’ny fifaninanana eran-tany « Billie Jean King Cup » izy ireo. Resin’izy ireo, tamin’ny isa 3 no ho 0, i Tanzania, nandritra ny lalao famaranana, izay natao ny sabotsy 10 jona lasa teo, tany Kigali, Rwanda. Araka izany, tafita ao […]
Auteur/autrice : Adnews
Fandinihan-tena amin’izay atao izao
Hanao ahoana ity raharaham-pirenena ity? Mampanontany tena ny sasany, mampiroaroa saina, mampanahy… Hisy ihany ve, ohatra, ny fifidianana filohan’ny Repoblika amin’ity taona ity? Na hiditra amin’ity hoe Tetezamita… Tsy ampy ny fanazavana? Na tsy maharesy lahatra, tsy arakaraka ny zava-misy sy ny atao izay lazaina… Lasa mahabe resaka amin’izao ny […]
Noho ny fandehanana mafy: nivadika ny fiara, naratra ny mpamily
Nitrangana lozam-pifamoivoizana naharatrana olona indray tetsy Ambodiafontsy anatin’ny lalam-pirenena voalohany, omaly maraina. Fiaran’olon-tsotra iray nidona tamin’ny sisin-dalana ka nivadika vokatry ny fandehanana mafy, omaly maraina tamin’ny 4 ora sy sasany. Avy any Ampitatafika nikasa hihazo an’i Malaza ity fiara ity. « Nifanena tamin’ny fiara iray izy. Taratry ny jiron’ilay fiara io ny […]
Vao nivoaka ny fonja.. : tratra nangala-bilany ilay jiolahy
Tsy mety fay mihitsy ! Tratran’ny zandary mpanao sakana amin’ny lalam-pirenena RN4 teo Mahitsy, ny sabotsy teo, ny jiolahy raindahiny amin’ny fanafihana miharo halatra. Nohamafisin’ny zandary fa jiolahy mpamerin-keloka izy ity. Nanao ny asa ratsiny tao Nandihizana, fokontany Tsarahonenana, kaominina Mahitsy, ny zoma teo izy. Fitaovan-dakozia marobe no tratra tany […]
Hazalambo: dahalo iray azo sambo-belona, omby 200 tafaverina
Tra-tehaky ny mpitandro filaminana ny iray tamin’ireo dahalo niaraka tamin’ny basy niampy ireo omby 200 nangalarin’izy ireo, tao Andavarary ambony, distrikan’Analalava, ny faran’ny herinandro teo. Anatin’ny hetsika famongorana ireo mpangalatr’omby ao amin’ny faritra Sofia, nanao be midina ny zandary notarihin’ny kaomandin’ny vondro-tobim-paritra ao an-toerana. Nanao fisafoana ireo kizo malaza ratsy […]




