Présentation, hier au bureau de la Friedrich-Ebert-Stiftung (FES Madagascar) à Ankadifotsy, de la Charte de bonne conduite. Composé de 12 articles au total, le document est dédié aux partis politiques et autres parties prenantes dont l’adhésion est ardemment attendue. Cependant, des questions se posent au sein des autres acteurs politiques […]
Auteur/autrice : Adnews
Rallye VHR News Mada
Judo-« Open Senior de Madrid » : handray anjara Rasoanaivo Laura
Misesisesy ny fifaninanana hatrehan’ny mpikatroka malagasy, Rasoanaivo Razafy Aina Laura, eo amin’ny sehatra Afrikanina sy Eoropeana. Taorian’ny niatrehany ny “European Cup”, tany Prague, hifaninana amin ‘ny “Open Senior de Madrid” indray amin’ny faran’ity herinandro ity. Nambarany fa mba hahafahany mampitombo ny traikefany sy hitsapany ny haavo teknikan’ny mpikatroka Eoropeana ny […]
Kitra -Seychelles : mamiratra i Jean Tigana
Voahosotra ho tompondakan’i Seychelles, tamin’ity taona 2023 ity ny Foresters, ekipa ilalaovan-dRazafimanindry Jean Tigana, Malagasy mpilalao baolina kitra. Araka ny fikarohana natao, omaly, izy no mpilalao mendrika nandritra ity taom-pilalaovana tany an-toerana ity, rehefa nahatafiditra baolina 89 sy tolotra 75. Marihina fa efa nahazo ity amboara ity ny Foresters, ny […]
Bodybuilding – Mada 2023 : niakatra ny lentan’ireo mpifaninana
Nizotra araka ny tokony ho izy, ny faran’ny herinandro teo, tetsy amin’ny Mining business Ivato, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara ho an’ny Body bulding “Big Mada”. Niakatra ny lenta sy fahaiza-manaon’ireo atleta, araka ny nambaran’ny mpitsara. Nanamafy izany ihany koa ny filohan’ny federasiona malagasin’ny fibatana fonjam-by, Randriamanarivo Harinelina, izay afa-po tamin’ny […]




