Nanao antso avo ny minisitry ny Serasera sy ny kolontsaina, Rakotodrazafy Lalatiana sy ny eo anivon’ny Holafitry ny mpanaoa gazety (OJM), omaly. Antony ny fisian’ny fanohintohinana ny asan’ny mpanao gazety, amin’izao fotoana izao. «Miray fo sy miray saina amin’ny mpanao gazety voatohintohina tamin’ny fanatanterahana ny asany ny tenako», hoy ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Digue Fenoarivo : vehivavy niampita tampoka, maty voafaokan’ny fiara
Maty voadonan’ny fiara ny vehivavy iray, teo amin’ny lalam-pirenena voalohany, tetsy Ambodiafotsy, anatin’ny kaominina Fenoarivo, afakomaly. Avy nanatitra sakafo ho an’ny reniny izay narary teny anivon’ny hopitaly Fenoarivo, nikasa hody eny Itaosy ny vehivavy iray sy ny olona dimy niaraka taminy. Niampita arabe anefa izy ireo rehefa tonga teo Ambodiafotsy […]
Fahaleovantena hoe !
Nosokafana tamin’ny fomba ofisilay, omaly, ny fankalazana ny tsingerin-taona, namerenana ny fahaleovantenan’i Madagasikara, taorian’ny fanjanahantany. Nanakoako teto an-drenivohitra ny lanonana. Toy ny mahazatra, mamelombelona ny afon’ny fitiavan-tanindrazana izany. Manohina ny fo hatrany ny fihainoana ny tantara sy ny lalana nizoran’ilay Madagasikara malalantsika. Mamoha ilay ambom-po, efa kivikivin’ny fanaovana politika eto […]
Fitiavan-tanindrazana : zava-dehibe ny fananganan-tsaina !
Nanomboka, omaly, tetsy amin’ny araben’ny Fahaleovantena, Analakely, ny fankalazana ny fiverenan’ny Fahaleovantena. Nitarika izany ny filoha Andry Rajoelina izay nanentana ny vahoaka mba hanangan-tsaina ho mariky ny fitiavan-tanindrazana Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy, tamin’ ny alalan’ny fananganan- tsaina, ny fankalazana ny faha-63 taona, niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara sy ny nijoroan’ny Foloalindahy Malagasy. […]
Asan-jiolahy : maty voatsatok’antsy ilay tompona moto
Olona efatra notanana am-ponja vonjimaika noho ny famonoana tompona moto iray tao Behenjy, afakomaly. Avy aty an-dRenivohitra, niaraka tamin’ny namany iray hafa ilay lasibatra. Tsy lavitra ny tanànan’i Behenjy, niampy iray ny naman’izy ireo ka niaraka nisotrosotro. Tampoka, niafara tamin’ny tsatok’antsy natao tamin’ilay tompona moto ny fiarahana. Naratra mafy ity […]




