Auteur/autrice : Adnews

Lehilahy nifampitadiavana : hita faty teny amoron-dranomasina

Nokarohina nanomboka ny faran’ny volana mey teo ny raim-pianakaviana iray, tao Ambatomahavelo, kaominina Manambondro, distrikan’i Vangaindrano. Ni­lo­mano niaraka tamin’ireo na­many izy rehefa nitsangan­tsangana teo amin’io toerana io, ny alatsinainy 29 mey. Nivoaka ny rano, nilaza hitanin’andro kanefa tsy hita in­tsony ny nalehany. Samy variana tamin’ny nataony ny manodidina ka tsy […]

Filaminam-bahoaka : 255 ireo jiolahy maty voatifitry ny polisy

An-jatony ireo efa lavo saingy tsy mitsaha-mitombo hatrany ireo jiolahy mpanao ratsy manerana ny Nosy amin’izao fotoana. Nisongadina tao an­atin’ny tatitra mom­ba ny asa fanatanterahana ny politika ankapoben’ny fanjakana eo anivon’ ny minisiteran’ny Filami­nam-bahoaka, ny taona 2019 – 2023, ny ezaka manoloana ny fandriampahalemana. Ho an’ny polisim-pirenena, ho fanatanterahana ny […]

Coupe d’Europe Junior: Laura Rasoanaivo-Razafy, unique judokate africaine en lice

La capitale tchèque (Prague), abrite la Coupe d’Europe Juniors ce week-end ! La championne d’Afrique et non moins numéro 2 mondiale, la judokate malgache Laura Rasoanaivo-Razafy (-70kg), sera l’unique représentant du continent à cette compétition. Ce sera également son baptême de feu sur le vieux continent chez les juniors. Pour son […]