Auteur/autrice : Adnews

Ambohimangakely: mpisoloky tany efatra nidoboka am-ponja 

Mamorona taratasy hosoka, olona miisa dimy misoloky tanin’olona voasambotra teny amin’ny kaominina Ambohimangakely, ny talata 30 mey teo. Tany lehibe mirefy 2,5 ha, nokasain’ireto dimy mianadahy ireto hamidy tamin’ny alalan’ny taratasy hosoka. “Manana tompony saingy efa maty ary misy mpandova io tany io”, araka ny nambaran’ny zandary. Re­nim-pianakaviana efa mananika […]