Et si Madagascar devenait le prochain grand hub de l’océan Indien ? La question prend tout son sens après l’inauguration, ce 21 mars, d’une nouvelle infrastructure stratégique au port de Toamasina. Une grande réalisation dans la modernisation du principal poumon économique du pays. Une portion de 333 mètres du quai […]
Auteur/autrice : Adnews
Sanni Mpihiragasy Tarika Rasamoelison Andohavary
Alahamadibe 2026 : Vohitra maro no nankalaza izany
Fankalazana ny andro voalohany amin’ny volana voalohany amin’ny fanandroana isa lava, ny Alahamadibe. Fomba nankalazain’ny vohitra maro, indrindra teto Imerina izy ity, ary efa nandritra ny taona maro izany. Mbola mitohy mandraka ankehitriny, ary mihetsiketsika amin’ny fampahafantarana sy ny fanohizana ho an’ny taranaka ihany koa ireo mpandala ny Alahamadibe. Ny […]
Taombaovao malagasy : Nitombo isa ireo liana, nivelatra ny hetsika
Tontosa soa aman-tsara! Nitombo laza, nitombo hadiry, niha maro mpanaraka koa ny taombaovao malagasy. Nilanona i Mahamasina, hatreny Andohalo. Andro fiasana ny alakamisy teo. Fa tsy nahasakana ireo hetsika marobe nanamarihana ny taombaovao malagasy izany. Nivelatra be raha noharina tamin’ny taon-dasa ny fankalazana tamin’ity, izay tetsy Mahamasina ny ivony. Raha […]
Pureplay Football League : Hanala vela amin’ny Disciples ny Ste Anne
Hotanterahina amin’ity faran’ny herinandro ity ny andro fahafolon’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara na “Pureplay Football League (PFL)”. Anisan’ny lalao andrasan’ny maro ny fihaonan’ny Disciples FC Vakinankaratra sy ny AS Ste Anne ao amin’ny kaonferansy atsimo. Raha tsiahivina, mitarika vonjimaika ny Disciples, manana isa 23, tsy mbola resy mihitsy. Fahatelo […]




