Nisy ny marimaritra iraisana teo amin’ireo delegasion’ny Tahirimbola iraisam-pirenena (FMI) sy ny mpitondra fanjakana malagasy. Nisy ezaka vita ny fanjakana fa maro koa ny mila hatao. Namita iraka teto Madagasikara izy ireo, ny 3 hatramin’ny 12 mey teo, mikasika ny Fampindramam-bola nohamoraina (Fec), andiany fahefatra. Efa nankatoavina ny marsa 2021 […]
Auteur/autrice : Adnews
Basikety 3X3 : hanao lalao fitsapana mialohan’ny Mondial ny Ankoay
Ho fiatrehana ny “Mondial Fiba, 3X3 2023”, taranja basikety, izay hatao any Autriche, ny 30 mey hatramin’ny 4 jona ho avy izao, hanatanteraka lalao fitsapana telo ny Ankoay Madagasikara, amin’ ity faran’ny herinandro ity. Araka ny vaovao navoakan’ ny Federasiona malagasin’ny basikety (FMBB), roa herinandro ny ekipam-pirenena malagasy no manao […]
Mpanazatra ny Barea : mbola baraingo ny amin’i Fabiano Costa
Araka ny vaovao mandeha tao anaty tambajotran-tserasera Facebook, omaly, i Fabiano Costa, portiogey mpanazatra no handimby ny toeran’ilay Frantsay, Nicolas Dupuis, teknisianin’ny Barea A, teo aloha. Tsy mbola ofisialy anefa izany vaovao izany. Mametra-panontaniana anefa ny rehetra hoe “iza no handoa ny karaman’ity mpanazatra portiogey ity, raha izy tokoa no […]
Rugby Africa Women’s Cup 1st Division: mila mandresy an’i Cameroun i Madagasikara
Hifanandrina ny Liona tsy voafolak’i Cameroun sy ny Makis Ladies Madagasikara anio, andro faharoa amin’ny fifaninanana “Rugby Africa Women’s Cup 1st Division”. Raha mandresy ny Makis Ladies, dia mbola manana fanantenana ny hanao Mondial. Hotanterahina anio, eny amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny andro faharoan’ny fifaninanana “Rugby Africa Women’s Cup 1st […]
Ady amin’ny lefakozatra : zaza 215 vita vaksiny tao Andodabe
Fokontany Ambalatenina avaratra, kaominina ambanivohitra Andodabe no nanatanterahan’ny governora, Rafidison Richard Theodore, ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ho an’ny faritra Atsinanana ny fanaovam-baksiny hiadiana amin’ny lefakozatra ho an’ny ankizy latsaky ny 5 taona, ny herinandro teo. Nanamafy hatrany ity tomponandraikitra voalohany ny fampandrosoana ato anatin’ny faritra Atsinanana ity fa ilaina […]




