Nofaranana teny Ambatomaro, ny sabotsy teo, ny herinandro fankalazana ny faha-30 taonan’ny ivontoeram-pitsaboana (CSS) Avaradoha. Notolorana mari-pankasitrahana tamin’izany ireo mpiasa 24, naharitra sy nahatoky teo anivon’ny orinasa. Nahazo ny « Ordre national » ny efatra tamin’izy ireo, nahazo ny « Ordre de mérite » ny iray, nahazo ny « Médaille de travail » ny fito ary […]
Auteur/autrice : Adnews
Ipam : Misehatra hampandroso ny renivohitr’ i Madagasikara
Tontosa, omaly, tetsy amin’ny Lapan’ny Tanàna Analakely, ny fivoriambe tsy ara-potoana nataon’ny Ivom-panajariana ny Tanànan’Antananarivo sy ny manodidina (Ipam). Fotoana nanamboarana sy nikitihana ny sata mifehy ny fikambanana. Ahafahana mijery sy mampiditra olona manam-pahaizana manokana hiara-hiasa amin’izy ireo ny antony nikitihana izany. Tanjona ny hahafahan’izy ireo miantsehatra amin’ny fampandrosoana ny […]
CUA – Masoivohon’i Suisse : nitsidika ny mpamonjy voina teny Tsaralalana
Tonga nitsidika ny tobin’ny sampana mpamonjy voina, teny Tsaralalana, ny masoivohon’i Suisse miasa eto Madagasikara, omaly. Nandray azy teny an-toerana tamin’izany ny ben’ny Tanànan’Antananarivo Renivohitra, Andriantsitohaina Naina. Tafiditra ao anatin’ny herinandron’ny fandriampahalemana ny fitsidihana nataony. Mba hahafahana mamantatra ny fomba fiasan’ny mpamonjy voina eto Antananarivo, mikasika ny fiarovana ny ain’ny […]
Faritra Atsimo Andrefana: ankizy 65.000 hisitraka ny tetikasa “Zara Mira”
Tafiditra ao anatin’ny sokajin’olona marefo ny ankizy sy ny olona manana fahasembanana ary ny reny bevohoka. Hisahana azy ireo ny tetikasa “Zara Mira” izay hizara tohana manokana. Hotanterahina ao amin’ny kaominina Itampolo, anio, ny fisantarana ny tetikasa “Zara Mira” ao amin’ny faritra Atsimo Andrefana. Ankizy manodidina ny 65.000 no heverina […]
Fianarana mozika : hilaza ny heviny i Seta Ramaroson
Nisafidy lohahevitra iray lehibe i Seta Ramaroson, manoloana ny fianarana mozika : « Ampy ve ny fitendreko irery ? Ilaiko ve ny fiarahana mitendry amin’ny hafa » ? Ny zoma 26 mey izao, manomboka amin’ny 1 ora tolakandro, ao amin’ny Ivontoerana Miangaly Tsimbazaza no hanatanterahiny ny famelabelaran-kevitra mifandraika amin’izany. Seta Ramaroson, mpampianatra mozika anisan’ny manana […]




