Auteur/autrice : Adnews

Sombintsombim-baovao

Judo-Eran-tany Anjaran-dRamiandrisoa Haingoniaina indray no hiakatra an-tsehatra anio, ao anatin’ny fiadiana ny tompondaka eran-tany taranja Judo, sokajy Seniors. Hifaninana eo amin’ny sokajin-danja mihoatra ny 78 kg izy, manoloana ilay teratany Koreanina, laharana faha-82 maneran-tany, i Park Sayetbyeol. Tsiahivina fa eo amin’ny laharana faha-67 maneran-tany no misy an’i Haingo ary mitodika […]

Playoff OPL 2023 : hihaona amin’ny CFFA ny Ajesaia

Hotanterahina anio sy ra­hampitso ary rahafakampitso, ny fifaninanam-pirenena «Play­off Orange Pro League (OPL) 2023». Araka izany, hihaona amin’ity lalao ampahefa-da­lan’ny OPL ity, ny Ajesaia Bon­golava sy ny CFFA Andoha­ranofotsy. Fifa­nandrinana mandroso atao anio, eny Am­bohidratrimo. Ho toy ny lalao famaranana izy ity, manana mpilalao kalaza sy matihanina ny roa tonta, […]

Fiofanana any Chine : nanatsara “record personnel” ireo atleta

Mizotra tsara ny fiofanana fanomanana ny lalaon’ny Nosy, tanterahan’ireo atleta malagasy any Chine. Avy niatrika fifaninanana fitsapana izy ireo ka azo lazaina ho tsara ny vokatra. Saika nahavita nanatsara ny “record personnel” avokoa ireo atleta teo amin’ny taranja atletisma. Anisan’ny nahavita izany Ra­zanazafy Haingo Brigitte teo amin’ny 100 m sokajy […]