Fampidramam-bola mitentina 150.000Ar avy amin’ny BNI. Ity ny loka natolotra an’ireo tanora mpandraharaha miisa roa nahazo ny fifaninanana “Trophée du jeune entrepreneur” (TJE). Mandraharaha eo amin’ny sehatra nomerika, Andriambololona Ranto. Nahazo fampindramam-bola 100 tapitrisa Ar avy amin’ny BNI izy, hoentiny hanohanany ny tetikasany. Lelavola 50 tapitrisa Ar kosa ny loka […]
Auteur/autrice : Adnews
Rakoto David : « Mila safidy politika ny fampandrosoana ny harena an-kibon’ny tany »
Ankoatra ny velaran-tany azo ambolena, manana ny harena ambanin’ny tany tsy hita noanoa koa isika, izay tena ilain’ireo indostria vaventy iraisam-pirenena. Nitondra fanazavana ny mpahay toekarena Rakoto David. Midadasika i Madagasikara, saingy tsy voatrandraky ny mponina araka ny tokony ho izy. Manazava ny mpampianatra mpikaroka toekarena, fitantanana, sosiolojia eny amin’ny […]
Jiolahy 4 voasambotra : efa mihantona eny amin’ny mpivaro-kena ny omby halatra
Nitaraina ho very sarety sy omby ny rangahy iray teny Sabotsy Namehana, afakomaly. Hitan’ny zandary mihantona eny an-tsenan’olona ny henan’ilay omby iray tamin’ireo very. Tonga nitaraina tao amin’ny biraon’ny zandary eny Sabotsy Namehana ny rangahy iray very omby sy sarety ary kitay, afakomaly. Nanara-dia avy hatrany ireo zandary any an-toerana […]
Fandehanana any Etazonia : niakatra ny saran’ny visa
Nampahafantatra ny masoivohon’i Etazonia, amin’ny alalan’ny biraon’ny kaonsilary, fa manomboka ny 30 mey izao dia hiakatra 185 dolara raha 160 dolara teo aloha ny saran’ny visa mankany Etazonia ho an’ny fizahantany sy ho an’ny fianarana (NIV) tsy mifototra amin’ny fifanarahana arakasa. Ny saran’ny visa mahakasika ny asa vonjimaika dia hiakatra […]
Cisco Avaradrano : navitrika tamin’ny adina ara-panatanjahantena ny mpiadina
Nifarana omaly, ny adina ara-panatanjahantena, naharitra dimy andro, natao teny amin’ny kianjan’Andralanitra- Akamasoa, ho an’ny Cisco Avaradrano. 8279 ny isan’ny mpiadina nanatrika raha 8808 no hiatrika ny BEPC amin’ity taona ity, araka ny fanazavan’ny lehiben’ny Cisco Avaradrano, Ratsimandresy Aina Nambinintsoa, omaly. 1 600 isan’andro ny mpiadina nandray anjara raha 37 […]




