Herinandro mialoha ny hiatrehana ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja rugby vehivavy, lalaovina olona 15 (Can 2023), anio. Mialoha izany, tonga nijery ny fotodrafitrasa sy nankahery ireo Makis ladies ireo minisitra mpiahy. Tonga teny amin’ny kianja Makis Andohatapenaka, omaly zoma, ireo minisitra mpiahy (coach) ny taranja rugby dia ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Feno 25 taona… : hanatevina ny Tempo Gaigy i Dina
Mirafitra indray ny tarika! Hafaliana ny an’ireo mpankafy, tamin’ny naheno fa tafaverina ao anatin’ny tarika Tempo Gaigy i Lova. Mbola niampy ihany koa izany, rehefa nahalala fa ho avy manokana avy any ampitan-dranomasina, hanatevina ny tarika i Dina. Nigadona an-tanindrazana, ny alakamisy teo izy, hanampy an’i Faniry, Pôpôly ary Lova […]
Andro iraisam-pirenena ho an’ny hatsikana: hisy ny hetsika fankalazana ho an’ny rehetra
Andro lehibe ho an’ny fianakaviamben’ny hatsikana malagasy ny anio. Hisy ny hetsika maro samihafa entina hanamarihana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny fihomehezana, izay tokony natao ny 7 mey 2023. Mankalaza ny andro iraisam-pirenena ho an’ny fihomehezana ny eto Madagasikara. Maro ny hetsika entina manamarika sy mankalaza izany anio 13 mey […]
Sakafo andavanandro : tsy nahitana “formol” ireo hena notiliana
Nanao fitiliana ireo hena tany amina mpivaro-kena samihafa eto an-drenivohitra ny minisiteran’ny Fahasalam-bahoaka. Nilaza ny talen’ny rafitra mpanara-maso ara-pahasalamana ny hatsaran’ny sakafo (ACSQDA) eo anivon’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka, ny dokotera Razafinarivo Andrianjaka, omaly, tetsy Ambohidahy fa tsy nahitana “formol” ireo hena natao fitiliana. Nifanotrona namoaka ny valin’ny fitiliana natao tamin’ireo singa nalaina teny […]
Harena an-kibon’ny tany : 2% ho an’ny CTD, 3% ho an’ny fanjakana
Nolanian’ny solombavambahoaka nasiam-panovana sy fanitsiana, omaly zoma 12 mey, ny volavolan-dalàna laharana 005/2023, fanavaozana ny fehezan-dalàna momba ny harena an-kibon’ny tany. Misy lohateny 14 ahitana andininy 434 ity volavolan-dalàna ity, ka novaina ny andininy miisa 41, nahitsin’ny solombavambahoaka nandritra ny asam-baomiera sy ny fivoriambe. Anisan’ny niteraka ady hevitra ny fitsinjarana […]




