La version officielle. Le ministre de la Jeunesse et des sports, Haja André Resampa, confirme la tenue de la 11e édition des Jeux des îles de l’océan Indien (JIOI), à Madagascar du 23 août au 3 septembre 2023. Après la déclaration «politique» du président du Comité olympique malgache (Com), Siteny […]
Auteur/autrice : Adnews
Alahamadibe
«Sevens Challenger Series» : Indroa resy ny Makis ladies de Madagascar
Tsy nisotro rano ny Makis de Madagascar, sokajy vehivavy, nandritra ny dingana faharoa hiadiana ny “Sevens Challenger Series”, taranja rugby ho an’olona 7. Resy indroa misesy ny malagasy, tao amin’ny vondrona “D”, omaly, tao amin’ny kianja Markotter Stadium, Stellenbosch, Afrika Atsimo. Lalao voalohany, niondrika teo anatrehan’i Thaïlande, tamin’ny isa 19 […]
Handisport-« Jeux Mondiaux d’Eté » : mila fanohanana ireo atleta 3 mianadahy
Mila fanampiana izy telo mianadahy hiatrika ny fifaninanana «Jeux Mondiaux d’Eté», izay hatao any Berlin ny 17 – 24 jona ho avy izao. Roa lahy sy vavy tokana no handeha hanao izany fifaninanana natokana ho an’ireo olona manana fahasembanana izany. Anisan’izany Nambinintsoa Edouard sy Randrianandraina Larissa, amin’ny taranja hazakazaka 100 […]
Karate malagasy : hatao anio ny « Coupe René Ramanitrandrasana »
Hotanterahina anio eny amin’ny Pic Vert Ambatobe, ny fiadiana ny amboara amin’ ny taranja Karate, mitondra ny anarana “Coupe René Ramanitrandrasana”. Anisan’ ireo olona nasaina manokana hanatrika ity fifaninanana ity, i Ylias Akbaraly, filoha tale jeneralin’ny Redland, 5ème Dan. Misokatra ho an’ny klioba rehetra ny fifaninanana, anio. Etsy andanin’izay, nifarana, […]




