Ho fanomanana ny lalaon’ny Nosy sy ny fiadiana ny tompondaka eran-tany, taranja kick boxing, mpikatroka valo mianadahy no mikasa hihazo an’i Maorisy, ny 3 jona ho avy izao. Hisy ny ady matihanina sy «combat de défi» hatrehan’izy ireo any an-toerana. Tepany 3 no hiadivana amin’io fotoana io, misy ny “intercontinental” […]
Auteur/autrice : Adnews
Judo-Tompondaka eran-tany Senior : hisolo tena ny Malagasy i Laura sy i Haingo
Hotanterahina ny 7 hatramin’ny 13 mey ho avy izao, any Doha Qatar, ny fiadiana ny tompondaka eran-tany Senior, taranja Judo. Manana solontena roa i Madagasikara. Hiatrika ny fiadiana ny tompondaka eran-tany, ho an’ny sokajy Sénior, taranja Judo i Madagasikara. Hihazo an’i Doha, renivohitry Qatar Rasoanaivo Razafy Laura (-70kg) sy Ramiandrisoa […]
Kaominina Fenoarivo : olona maro mitaky ny hamerenana ny taniny
Nanao hetsika fitakiana ny hamerenana aminy ny taniny ireo mponina mahatsiaro ho tratran’ny tsindry hazolena etsy amin’ny kaominina Fenoarivo, omaly. Tokantrano 200 mahery izy ireo no milaza ho tompon’ny tany sy efa nanajary izany. Tany mirefy 23ha mahery no nalaina tamin’izy ireo an-keriny, raha ny fanazavan’ny lehiben’ny fokontany ao Ambohijatovo […]
Montfort Saint-Gabriel : mankalaza ny faha-8 taona nitsanganany
Nosokafana, omaly, ny fankalazana izay faha-8 taona izay, ka natomboka tamin’ny diabe nanodidina ny sekoly. Hitohy amin’ny fotoam-pivavahana omaly zoma maraina ary nisy ny sahoby ny hariva. Fifaninanana Miss & Mister kosa no hatao, anio sabotsy, ka hofaranana amin’ny fifaninanana basikety sy baolina kitra ary fampisehoana hataon’ny Misie Sayda sy […]
Loka « Castell 2023 » : nanadihady ifotony ny mpikarakara
Tonga eto Madagasikara ny solontenan’ny «Fonds Pierre Castel», hijery ifotony mikasika ny lalao «Pris Castel» sy ny fisokafan’ny fihariana miompana amin’ny lalam-pihariana lafiny ara-tsakafo sy ny fandraharana aty Afrika. Voakasik’izany ny sekoly ambony momba ny siansa ara- pambolena sy fiompiana eny amin’ny oniversiten’Ankatso (ESSA). Nihaona tamin’ny tomponandraikitra isan-tsokajiny izy ireo. […]




