Auteur/autrice : Adnews

Varotra amin’ny « facebook » : roa lahy mpanao trafikana « Skunk » nosamborina

Natolotra ny fampanoavana, omaly, ireo roa lahy voarohirohy ho tompon’antoka tamin’ny fivarotana zava-mahadomelina mahery vaika “Skunk”. Voasambotry ny polisy misahana ny ady amin’ny fiparitahan’ny zava-mahadomelina (Stup) teny By-Pass, tamin’ny alahady maraina, izy roa lahy. Nahazo loharanom-baovao ny polisy (Stup) fa misy olona mivarotra “Skunk” eny Imerintsia­tosika. Nametraka ny vela-pandrika avy […]