Nosakanan’ny lehiben’ny distrikan’i Fandriana ny hetsika nokasaina hatao ao amin’ny toerana voatokana ao Imito, ny zoma lasa teo. Tsy nipetra-potsiny anefa ny eo anivon’ny MMM Amoron’i Mania fa nametraka fitoriana. Hiroso amin’ny dingana lalina kokoa. Nametraka fitoriana eny amin’ny fitsarana misahana ny ady amin’ny fanjakana any Fianarantsoa ny MMM Amoron’i […]
Auteur/autrice : Adnews
Nahazo helikoptera Airbus H 130… : “Nilofosako ny fampitaovana ny Tafika ana habakabaka”, hoy ny Filoha Rajoelina
Natolotry ny filohan’ny Repoblika sady lehibe faratampon’ny Foloalindahy, Andry Rajoelina, tamin’ny fomba ofisialy, ny alakamisy teo, teny amin’ny 1er Bataillon Parachutiste Ivato, ny helikoptera vaovao, Airbus H 130, ho an’ny Tafika malagasy. Nandray ny fanalahidin’ ity helikoptera ity ny minisitry ny Fiarovam-pirenena, ny Jly Rakotoarijaona Josoa, notronin’ny lehiben’ny Etamazaoron’ireo Tafika sy […]
Mihazakazaka
Samy milomay ! Manao izay ho afany avokoa ny ankolafin-kery politika ankehitriny. Anisan’ny manao befiavy ny mpitondra. Manao angaredona manerana ny Nosy. Taorian’ny tapany avaratra sy tany Amoron’i Mania, any atsimo indray ny fotoana manomboka anio. Eo ny resaka lalam-pirenena faha-13, fa anisan’ny anton-dia ny resaka ady amin’ny kere. Zava-dehibe roa […]
Voaroba 10 tapitrisa Ar…: vehivavy nokendaina bodofotsy, notontaina vazy ny lohany
vonoina tamin’ny fomba feno habibiana ka hita faty tao an-tranony ao Amboalefoka, Anjeva Gara, ny talata teo, ny renim-pianakaviana iray 36 taona. Notontaina vazy ny lohany mialoha ny nanakendana azy tamin’ny bodofotsy… Nampihoron-koditra! No Valifaty sa asan-jiolahy? Nofatorana tamin’ny tadina chargeur ny tanany, notontaina vazy ny lohany, avy eo nokendaina […]
Vono olona : mpiambina taloha, ahina ho nahavanon-doza
Mbola mitana ny sain’ny maro ny raharaha momba ilay vono olona mahatsiravina niseho teny Ambatolampy Tsimahafotsy, ny talata teo. Raim-pianakaviana iray 63 taona no maty tamin’ny fomba feno habibiana. Lasan’ireo tsy mataho-tody ny moto marika Peter 250 cc sy ny findainy. Fantatra kosa amin’izao fa efa “tracé” manodidina an’i Talata […]




