Vehivavy mitaizakely ny iray tamin’ireo efatra mianadahy voasambotry ny mpitandro filaminana mahakasika halatra moto tetsy Itaosy, ny alarobia teo. Nisy naka tao amina tokantrano iray ao Antsahakely ny moto iray, tamin’ny 2 ora sy sasany maraina. Nanao fitarainana ny tompon’ny entana very ka natao ny fikarohana. Niara-niasa tamin’ny olon-tsotra ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Fanamboarana pasipaoro : olona 4 voasambotra
Nisy fofon-toaka ireo roa lahy tamin’ireo olona efatra mpanakorontana filaharana hanao pasipaoro voasambotry ny mpitandro filaminana tetsy Anosy, afakomaly. Milahatra vao maraimbe ireo mpangataka pasipaoro . Amin’ny 3 ora sy sasany maraina izy ireo dia misy milaza tonga eny an-toerana. Vokatr’io filaharana io anefa, miady handeha aloha ireo olona sasany […]
Andavamamba sy Analakely : jiolahy roa rotiky ny balan’ny polisy
Nirefodrefotra ny basy nandritra ny fifanenjehana teo amin’ny mpitandro filaminana sy ny jiolahy tetsy Andavamamba sy Analakely, afakomaly alina. Jiolahy raindahiny roa mpamerin-keloka maty. Hatairana ny naharenesan’ny mponina eny Andavamamba ny poa-basy nahafatesana jiolahy raindahiny, ny alin’ny alakamisy, tamin’ny 7 ora sy sasany mahery teo. Efa nifanenjehan’ny mpitandro filaminana avy […]
Tir en l’air du 22 Avril 2023
Rugby: la commission électorale constituée
Les ligues régionales du rugby contestant le résultat de l’Assembée générale élective du Malagasy Rugby (MR) organisée en décembre 2022 à Toliara, persistent et signent. Elles ont tenu une Assemblée générale extraordinaire, mardi à l’UCM Ambatoroka, pour mettre en place une commission électorale composée de cinq membres, en vue d’une nouvelle […]




