Tontosa, omaly, teny amin’ ny Institut Français de Madagascar, IFM Analakely, ny valandresaka ho an’ny mpanao gazety, nampahafantarana ny fivoahan’ny boky “Jacques Rabemananjara, Œuvre Poétique”. Boky mirakitra ny asa soratr’i Jacques Rabemananjara, nosoratan’i Dominique Ranaivoson. Mahatratra 300 pejy izy ity ary niarahana niasa tamin’ny Mpanaparika Boky, mpanonta boky, sy ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Mozea Rainilaiarivony: hamerenana ny lanjan’ny kolontsaina
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny Mozea Rainilaiarivony etsy Amboditsiry. Nilaza ny minisitra fa hamerenana ny lanjan’ny kolontsaina sy hikajiana ny vakoka misy eto Madagasikara ny antom-pisian’izao. Notokanana tamin’ny fomba ofisialy, omaly, ny Mozea Rainilaiarivony etsy Amboditsiry. Trano fonenany, tamin’ny fotoana naha praiminisitra azy nandritra ny 31 taona, teo anelanelan’ny 1864 sy 1895. […]
Gazety boky- FES : horesena lahatra amin’ny politika ny tanora
Niaiky ireo mpiady hevitra sy namelabelatra fa tsy marisika eo amin’ny resaka politika ny tanora. Anton’ izany ny zava-misy eto amin’ny firenena. Nambaran’ny talen’ny famoahana ny gazety boky “Politikà” sady mpanao gazety, Andriamanambe Raoto fa eo ohatra ny fahadisoam-panantenana amin’ny fifidianana. “Hitondra vokatra inona eo amin’ny firenena raha handray anjara […]
Loholona Andrianandrasana: “Misy ny fepetra arahina…”
“Rehefa mipetraka ny fitondram-panjakana iray, anisan’ny andraikitra lehibe ny fampandriana fahalemana ny tany amin’ny lafiny rehetra. Tsy voatery ho asan-dahalo ihany izay fandriampahalemana izay. Eo amin’ny lafiny rehetra izany, adidy goavana iantsorohan’ny fitondram-panjakana”, hoy ny loholona Andrianandrasana Hajaniaina Tahina, manoloana ny filazana fa fihemoran’ny demokrasia ny tsy fahazoana manao famoriam-bahoaka ankalamanjana, […]
Fanakantsakanana tetsy Amboditsiry: tsy faly amin’ny Freedom sasany Raholdina Naivo
Mbola resaka akanjo sy loko politika hatrany. Naneho ny tsy fahafaliany, manoloana ireo mpikambana sasany eo anivon’ny antoko Freedom ny depiote Raholdina Naivo, omaly. Tezitra mafy ity solombavambahoakan’ny boriborintany fahadimy ity, ny amin’ny ambarany fa fanilikilihana ny mpikambana TGV, miakanjo vonimboasary, miaraka aminy tamin’ny fitokanana ny Mozea Rainilaiarivony. Nambarany fa […]




