A quelques semaines de la session parlementaire, certains députés s’y désintéressent et se préparent déjà pour les prochaines élections. La première session parlementaire ordinaire se tiendra au mois de mai. Il reste encore près d’un mois aux députés pour s’y préparer. Mais à quelques mois des élections, les parlementaires semblent […]
Auteur/autrice : Adnews
Chelsea vs Real Madrid : hanala vela ny ekipa anglisy
Hotanterahina, anio, ao amin’ny kianjan’ny Bernabeu, ny lalao ampahefa-dalana mandroso ho an’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa “Ligues des Champions 2023” (LDC). Hihaona amin’ny Real Madrid, Espaina ny Chelsea FC, Anglisy. Hanala vela ny ekipa anglisy amin’ity fifanandrinan’ny roa tonta ity. Tsiahivina fa izy roa ireo no nihaona tamin’ny lalao […]
Lalaon’ny Nosy (JIOI 2023) – Ady totohondry: hanomboka ny volana mey ny fampivondronana
Mandra-piandry ny fampivondronana ataon’ny minisiteran’ny Fanatanjahantena, nanapa-kevitra ny filohan’ny Comité d’organisation de boxe malagasy (COBM), Rabarisoa Hery Mamy, fa hanomboka ny 2 ka hatramin’ny 14 mey ny fitiliana ireo handrafitra ny ekipam-pirenena malagasy, taranja ady totohondry. Hatao ao amin’ny ANS Ampefiloha izany. Hahatratra 100 ireo mpikatroka hiatrika ity fampivondronana andiany […]
Handball : hanome fiofanana «Education weeks» ny IHF
Ho fampiroboroboana ny taranja handball, manomboka any ifotony ka hatrany amin’ ny ekipam-pirenena, hanome fiofanana ho an’ireo mpisehatra rehetra ao anatin’ity tontolom-panatanjahantena iray ity, ny Federasiona iraisam-pirenena (IHF). “Education weeks” ny anaran’izany ka fandrantoana fahalalana mandritra ny herinandro no atao. Hanomboka ny volana mey ho avy izao ka haharitra hatramin’ny […]
Barean’i Madagasikara : nihaona amin’ny Federasiona i Nicolas Dupuis
Hanatanteraka fihaonana amin’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF) i Nicolas Dupuis, mpanazatra. Tsiahivina fa nametra-pialana tsy hitondra ny Barea intsony izy, araka ny fanambarana nataony, ny talata 28 marsa lasa teo. Araka ny vaovao voaray teo anivon’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF), hihaona amin’i Nicolas Dupuis, mpanazatra, rahampitso alakamisy 13 […]




