Mbola mitana ny sain’ny maro ny raharaha halatra fitaovam-piadiana tao amin’ny fonjan’i Vavatenina ny herinandro lasa teo. Taorian’ny fanadihadiana, tratra ny zoma teo, tany Antanambao Matsokely, kaominina Antanifotsy, distrika Soanierana Ivongo ireo jiolahy telo voalaza ho nitondra ireo basy. Voasambotra ny marain’ny zoma teo ny roa lahy, raha tratra tany […]
Auteur/autrice : Adnews
Soavina Betafo : tovolahy nanolan-jaza matin’ny fitsaram-bahoaka
Tsy namelan’ny fokonolona raha tsy tapitra ny ain’ny tovolahy iray vao 17 taona nanolana zazavavy iray tsy ampy taona tao amin’ny koaminina Soavina, distrika Betafo ny 1 avrily teo. Maty tsy tra-drano ny sabotsy lasa teo, ny tovolahy iray voatondro ho nanolana zazavavikely vao 8 taona monja tao Fanamena anatin’ny […]
Les Photos du 04 Avril 2023
Photo :Mamiherison et Fhanou
Tir en l’air du 04 Avril 2023
Sevens Challenger Series 2023: les Makis Ladies 7s en acclimatation
Du temps pour s’acclimater à l’environnement sud-africain de rugby, les Makis Ladies 7s en a beaucoup ! A deux semaines du début du Sevens Challenger Series 2023, l’équipe nationale malagasy a entamé sa préparation dans la ville-hôte de la compétition à Stellenbosch, hier. Cette campagne de qualification pour les Sevens […]




