Auteur/autrice : Adnews

Rugby- ” XXL Top 12″: Adin’ny samy kartie ny an’ny CEA sy ny FTM

Hiavaka ny andro fahafito amin’ny fifaninanam-pirenena, taranja rugby XXL Top 12. Hifan­dona amin’izany ny ekipa samy kartie, dia ny FTM Manjakaray sy ny CEA Andrano­manalina. Ho tafiditra ao anatin’ny roa voalohany izay mivoaka ho mpandresy, amin’ity. Kihon-dalana lehibe eo amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madaga­sikara, taranja rugby “XXL Top 12”, […]

INDRAY MIJERY

Manambara ny minisiteran’ny Asa, ny fampananan’asa ary ny asam-panjakana fa ny zoma 20 marsa 2026, izay andro hankalazana ny Eid Al-Fitr ho an’ireo mpino silamo, dia tsy fiasana fa andraisan-karama manerana ny tanin’ny Repoblikan’i Madagasikara. Mihatra amin’ireo toeram-piasana rehetra izany. Mizara ao amin’ny pejiny ny Holafitry ny farmasianina fa raha […]

Ahmadiyya : Nanome tohana ny mponin’i Tongarivo

Toy ny fanaony isan-taona, mandritra ny volana masina Ramadany, tokantrano 350, avy ao amin’ny fokontany Ton­garivo, distrikan’Atsi­mondrano, no nahazo tohana avy amin’ny fikambanana mi­ziolomanina Ahmadiyya, omaly, teny amin’ny moske Tongarivo. “Hetsika efa fanao isan-taona, mandritra ny volana masina Ramadany, ny hetsika toy izao. Tsy misy fanavahana sarangan’olona ny fisitrahana ny […]

Fampianarana ambony : Misokatra ny taom-pianarana 2025-2026

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy, omaly, tany amin’ny Oniversiten’Itasy, ny taom-pianarana vaovao, 2025-2026, ho an’ny oniversitem-panjakana sy ny IST rehetra manerana ny Nosy. Nankasitraka ireo mpampianatra sy mpandraharaha izay mamolavola ny tanora ho lasa olom-banona ny filohan’ny fanavaozana ny Repoblika, ny kolonely Randrianirina Michaël, nandritra izany. Nanafatra ireo mpianatra koa izy […]

Zon’ny vehivavy : Nijoro ny tambajotran’ny mpisolovava

Nanatanteraka hetsika iraisam-pirenena teto an-dRenivohitra momba ny zon’ny vehivavy ny Nifin’Akanga. Nizara telo ny asam-bondrona tamin’izany. Nidinika niaraka ny mpitondra fivavahana sy ireo oloben’ny fiarahamonina momba ny fahitan’izy ireo ny zon’ny vehivavy sy ny finoana. Voaresaka tao ny fa­nolanana, araka ny voalaza ao anatin’ny Baiboly sy ny Coran. Tao koa […]