Tontosaina anio, eny amin’ny Madagascar Underground Antsahavola, ny hetsika “The Blind date”, fampisehoana Slam-Poésie iarahana amin’i Hichim, tompondakan’i Madagasikara teo amin’ny Slam-Poésie, taona 2022. Tanjona amin’ity fampisehoana ity ny fanomezana lanja manokana ny fitiavana. Hiaka-tsehatra indray i Hichim na Abdoul Anlim Abdillah, taorian’ny naha voahosotra ho tompondakan’i Madagasikara azy. Hiantsa […]
Auteur/autrice : Adnews
Esther R. Randriamamonjy: mivoaka ny boky « Fanamby II & III »
Nitombo iray indray ny boky mirakitra tantara noforonina. Namoaka ny « Fanamby II & III » i Esther Rasoloarimalala Randriamamonjy, mpikambana mahefa ao amin’ny Akademia Malagasy. Ao anatin’ny 200 pejy no namalian’ny mpanoratra ny fanontaniana : inona no niafaran’i Rindra sy i Hotiavina, mpandray anjara fototra ao amin’ny « Vainafo eo an-doha » ? Mirakitra ny […]
Gnoz Event : nivoaka ny andian-tantara «Vona»
Taona maromaro lasa izay no namoaka ny vokatra voalohany, « Misy tody » ny trano mpamokatra sarimihetsika Gnoz Event. Fantatra kosa indray izao fa namoaka andian-tantara mitondra ny lohateny « Vona » izy ireo, izay mandeha ao amin’ny « Novegasy » amin’izao fotoana izao, ny alatsinainy hatramin’ny zoma, ary misy famerenana izay rehetra nandeha nandritra ny […]
Heavy sy power: Metal Hizara ny mozikany ny tarika Zovy
Tontosa ny dingana voalohany hoan’ny tarika Zovy. Efa nivoaka ny rakikira, ary anatin’ny fampahafantarana amin’ny alalan’ny fiakarana an-tsehatra maromaro izy ireo. Hosantarina amin’ny asabotsy izao izany. Efa fotoana elaela no nampanantenaina ny rakikira voalohany. Tontosa izany, ka anatin’ ny fampahafantarana ny vokatra indrindra ny tarika Zovy. Hisy ny seho izay […]
COP 27 : nahitam-pahombiazana ny fivoriana
Notontosaina ny talata 14 janoary 2023, teny amin’ny hotely Carlton, Anosy, ny atrikasa nampahafantarana ny varavarana misokatra maro isaky ny karazany avy, ho an’i Madagasikara, taorian’ny fivoriambe COP 27 notanterahina tany Egypta ny volana novambra 2022. Tanjona amin’izao atrikasa izao ny hifampizarana amin’ny mpiara-miombona antoka amin’ny fivoaran’ny fifampiraharahana natao nandritra […]




