Auteur/autrice : Adnews

Hihaona amin’i Mayotte: hitambatra ny GNBC sy ny Cospn

Hifarana anio ilay lalao ara-pirahalahiana taranja basikety, izay natao hitsapana ny ekipa malagasy ary hanomanan’i Mayotte ny lalaon’ny Nosy (JIOI 2023), izay hatao eto amintsika. Araka izany dia hitambatra ho ekipa iray ny GNBC sy Cospn raha hihaona amin’i Mayotte. Lalao hotanterahina ao amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahama­sina. Tsiahivina fa lavon’ny […]

Orange Pro League Awards : mpilalao dimy hisafidianana izay mpilalao mendrika

I Dax, mpilalaon’ny Fosa Junior FC, i Nina, mpiandry haraton’ny Elgeco Plus, Ste­phano, vodilaharan’ny Dato FC, i Lalaina mpilalao afovoan’ny CFFA Andoharano­fotsy ary i Rojobe, mpilalao Ajesaisa taloha no hisafidianana izay mpilalao mendrika tamin’ny taona 2022, amin’ ity “Orange Pro League Awards” ity. Izy ireo izany no hita fa namiratra […]