Auteur/autrice : Adnews

Faritra Analamanga : miantso ny mpiasa ho modely ny governora

Notanterahina teny amin’ ny Park Analamanga, Ampan­gabe, ny zoma 10 febroary 2023, ny lanonana fifampiarahabana nahatratry ny taona, ho an’ny mpiasa sy tompon’ andraikitra eo amin’ny faritra Analamanga. Tanjona ny fampiraisana sy ny fampiombonana bebe kokoa ny mpiasa sy tompon’andraikitra, hampandroso sy hahatsara ny faritra Analamanga. Niantso sy nanentana ny […]

Antoko Maintso : mangataka ny filoha Rajoelina hirotsaka ho fidiana

“Miantso ny filohan’ny Repoblika ankehitriny, Rajoe­lina Andry, ny antoko Maitso mba hirotsaka indray ho kandidà amin’ny fifidianana filohan’ny Repoblika hotante­ra­hina tsy ho ela”, hoy ny fanambaran’ ny antoko Maitso hasin’i Ma­dagasikara teny Antaninare­nina, omaly. Manasa ireo mpanao politika hiomana amin’ny fiatrehana ireo fifidianana hifanesy ny antoko: manamafy ny fototra, manabe […]

Vovonana Gasy Leo : mitaky Tetezamita roa taona hamahana ny olana

Hafa mihitsy ? Naneho ny heviny, manoloana ny raharaham-pirenena ny eo anivon’ny Vovonana Gasy Leo. Notebahan’izy ireo tamin’izany ny fitondrana sy ny mpanohitra. Anisan’ny notanisain’izy ireo tamin’izany ny tsy fananan’ny fanjakana vola ho amin’ny fifidianana sy ny tsy fahafehezana ny fitantanan-draharaham-panjakana. Ny ampihimamba eo amin’ny toekarena, ny kolikoly sy ny […]

Varotra Héroïne: lehilahy telo sy vehivavy iray voasambotra

Saron’ny polisim-pirenena ny alarobia teo ireo efatra mianadahy mpivarotra héroïne​ eny amin’ny faritra 67ha. Ny talata teo, nisy olona nitaraina  teny amin’ny polisy fa misy andian’olona manimba ireo tanora amin’ny varotra zava-mahadomelina. Vokany, nitsirika ireo olona voalaza ny mpitandro filaminana. Lehilahy iray sy vehivavy iray no hita nijorojoro sady nampiahiahy. […]

Halatra vy: lasibatra ny varavaram-pasana

Tratra ambodiomby teny Ambohitreno-Ambohimalaza omaly, ireo roa lahy nibata varavaram-by miisa sivy teny an-toerana. Mbola nahitana rojo sy “cadenas” avokoa izany, hoy ny zandarimaria. Voalaza tao anatin’ny  famotorana fa varavaram-by amin’ireo fasana eny amin’ny manodidina daholo izany. Tsy nijanona teo ny fanadihadiana, voasambotra ihany koa ny vehivavy iray mpandray ireo […]