Auteur/autrice : Adnews

Sans remord ni regret !

Les Barea nous ont fait rêver. Ils ont fait vibrer le cœur des Malagasy et l’Afrique. Dignement, l’équipe nationale a apporté de la grande fierté à tout un peuple. Il faut le dire, Dax et consorts forcent l’admiration et le respect car tout simplement, ils ont réussi là où les […]

Airtel « Quizz Mlay »: fialamboly no fahalalana ankapobeny

Ny 30 janoary 2023, olona telo nambara nahazo loka tamin’ny « Quiz Mlay ». La­lao nampanaovin’ny Airtel ny 13 novambra hatramin’ny 22 desambra 2022. Raholi­volo­lona Andriatsilaizina, Saholy Rasoharimalala sy Rako­toa­risoa Andrianiriana nahazo izany loka izany natolotra teny amin’ny foiben’ny Airtel Ivandry natrehan’ny mpitsara lalao. « Fanohanana sy fanajana ny mpanjifa izao loka […]

Fampandrosoana: mbola vitsy ny mampiasa nomerika (digitalisation)

Malaza eran-tany izao ny fampandrosoana ny toekarena amin’ny fampiasana ny nomerika. Ny Ligue arabe ohatra, manao tolotra maro momba izany. Fantatra izany avy amin’ireo tolotra nataony tamin’ny fivoriana tany Dubaï ta­min’ny herin-taona. Nandray anjara tamin’izany i Madaga­sikara amin’ny fidirana ny fampiasana nomerika (digitale) ho fanovàna ny fampandehanana ny toekarena. Nampahalalana […]