Auteur/autrice : Adnews

Fenoarivobe : olona sivy nidoboka am-ponja

Manoloana ny vono olona mahatsiravina nahafatesana mpivady avy namboly teny an-tsaha, tao amin’ny kaominina Kiranomena, distrikan’i Fenoarivobe, ny 23 desambra teo. Olona sivy mianadahy naiditra am-ponja vonjimaika taorian’ny fanadihadiana lalina nataon’ny mpitandro filaminana tao an-toerana. Raha tsiahivina, nifamaly tamin’ireo mpivady ireo ny zanaky ny rahalahin-drain’izy ireo. Noho ny tsy fifankazahoana […]

Ambodimanga : jiolahy nahatrarana entana halatra sy vola 2 tapitrisa Ar

Voasambotry ny polisy ao amin’ny kaomisarian’An­ta­ninandro (CSP3) teny Besa­rety Ambodimanga, afakomaly, ny jiolahy iray mbola tsy ampy taona. Voarohirohy ho tompon’antoka tamina halatra izy, raha ny tatitra nampitain’ny polisy. Naharay antso tamin’ireo olona teny amin’ny manodidina ny polisy, noho ny fisiana tovolahy iray mampiahiahy mihaodihaody eny amin’iny faritr’i Besarety iny. […]

Menabe : raim-pianakaviana iray matin’ny dahalo

Nitrangana fanafihan-da­halo tao amin’ny fokontany Ampandrabe, kaominina An­kilizato, distrikan’i Mahabo, omaly. Niditra an-keriny nandroba omby miisa valo teo an-toerana ny andian-dahalo nirongo basy. Vokany, raim-pianakaviana iray 36 taona teo no maty voatifitra tao an-tranony tokony ho tamin’ny 02 ora maraina. Vita izay, norobain’ireo olon-dratsy ny omby. Ankoatra izay, lavon’ny polisy […]

Guide du week-end

Benny, Bebey et Nini au Piment Café Le trio Benny-Bebey-Nini ouvrira la saison des cabarets, ce soir au Piment Café. Comme à l’accoutumée, tous les trois n’interpréteront que les titres du groupe Lôlô sy ny tariny. Dans son répertoire, le trio interprétera des tubes comme « Fato-maty », « Bôbô gasy »… La soirée […]