Ho fiantrehan’ny Barea de Madagascar ny “Chan 2023”, dia atao anio ny lalao fanomanana eo aminy sy i Congo Brazzaville. Izany dia hotanterahina any Tonizia. Nisy ireo fitaovana nomen’ireo mpilalao malagasy mila ravinahitra, ho an’ny Barea Chan. Hotanterahina, anio, any Tonizia ny lalao ara-pirahalahiana, eo amin’ny Barea de Madagascar sy […]
Auteur/autrice : Adnews
Fifa : namoaka mpitsara iraisam-pirenena malagasy 19
Azo lazaina fa matoky ny rafitra iraisam-pirenen’ny taranja baolina kitra malagasy ny federasiona misahana ny baolina kitra eran-tany na ny Fifa. Nisy ny famoahan’izy ireo ny anaran’ireo mpitsara iraisam-pirenena malagasy miisa 19, taona 2023, tao anaty tambajotran-tseraseran’ny Fifa, omaly. Ny enina amin’izy ireo dia mpitsara afovoany, raha mpitsara mpanampy kosa […]
Depiote Raholdina Naivo: “Volabe ny fivoriana tsy ara-potoana”
“Raha manao fivoriana tsy ara-potoana, mbola volabe io. Hatramin’izao aloha, raha izaho manokana no anontanianareo: tsy mbola hahahaino aho… Ny amin’izay fangatahana fivoriana tsy ara-potoana izay io”, hoy ny depiote voafidy tamin’ny anaran’ny IRD, Antananarivo V, Raholdina Naivo, ny amin’ny resaka mandeha hoe hisy fangatahana ny hanaovana fivoriana tsy ara-potoana […]
Fanamafisana orina ny antoko: manoka-baravarana ho an’ny rehetra ny HVM
Namoaka fanambarana ny eo anivon’ny HVM any Frantsa, omaly. Niantso ny rehetra te hanamafy ny antoko izy ireo tamin’izany. “Ndao hiaraka aminay. Midira ho mpikambana raha manahy ny amin’ny hoavinao, ny hoavin’i Madagasikara, indrindra fa ny hoavin’ny taranaka ianao”, hoy izy ireo. Notsiahivin’ny fanambarana fa very hevitra manoloana ireo toe-javatra […]
Bureau des doléances: 9 240 ny fitarainana voaray
“Amin’ny ankapobeny, ny ady tany sy ny olana goavana amin’ny karaman’ny mpampianatra Fram tsy azo, ny vola fisotroan-dronono diso kajy, ny faktiora tsy voaloa amin’ny sehatra sasany… Izay aloha no tena ihazakazahanay, satria mahakasika ny fiainan’ny olona avy hatrany. 9 240 eo ho eo ny antontan-taratasy azonay. Any amin’ny 5 000 […]




