Vaovao ratsy ho an’ny ekipam-pirenena frantsay, taranja rugby, ny faharatrana mahazo an’i Jonathan Danty, mpilalaon’ny Stade Rochelais Frantsa. Ny XV de France, izay hanao ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa, taranja rugby, na “6 Nations”, amin’ny 4 febroary hatramin’ny 18 marsa ho avy izao. Araka ny vaovao hita tao anaty […]
Auteur/autrice : Adnews
Kitra : nanao fanazaran-tena indroa ny Barea
Taorian’ny niaingan’ny ekipam-pirenena Barea de Madagascar, teto an-tanindrazana, ny alatsinainy lasa teo, nanao fanazaran-tena indroa, tamin’ny 10 ora maraina sy ny 6 ora hariva, izy ireo, omaly. Izany dia notanterahina tao amin’ny kianja Tabarka Stadium. Fiomanana izay natao hiatrehana ny lalao hihaonana amin’i Congo Brazzaville, ny 6 janoary sy i […]
Tae-kwon-do WT – «Mada 2023»: hisantatra ny fifaninanana ny “Poomsae”
Hifantoka any Toamasina avokoa ny sain’ny mpitia haiady (Tae-kwon-do WT) rehetra, manomboka anio. Ho fantatra any mandritra ny fanatontosana ny fifaninanam-pirenena mantsy izay handrafitra ny ekipam-pirenena. Hanomboka anio, ao amin’ny kianja mitafo Soavita Toamasina, ny fifaninanam-pirenena amin’ny taranja Tae-kwon-do WT. Ny sokajy rehetra no handray anjara amin’izany. Hatreto, ligim-paritra fito […]
Mananjary : mpamily tratran’ny torimaso fotsy namoa-doza
Nitrangana lozam-pifamoivoizana iray tao amin’ny lalam-pirenena faha-25, omaly tamin’ny 12 ora alina. Miisa sivy ireo olona tao anatin’ny fiara, tsy nisy ny naratra ary tsy nisy ny namoy ny ainy. Niseho teo amin’ny PK 159+600m, eo amin’ny fokontany Manakana, kaominina Tsarafahatra, distrikan’i Mananjary ny loza. “Tratran’ny torimaso fotsy ny mpamily […]
Vangaindrano : dahalo nanafika tanàna matin’ny fokonolona
Matin’ny fokonolona ny lehilahy iray avy nanafika tokantrano iray ao Mahavelona afakomaly. Tokantrano iray efa notafihin’izy ireo no niverenany tamin’io fotoana io. Notafihin’olon-dratsy ny tokantrano iray ao Mahavelona, kaominina Renivohitra, distrikan’i Vangaindrano afakomaly. Niantso vonjy ny tompon-trano antsoina hoe Bovin rehefa tafiditra tao an-trano ity jiolahy ka nivoaka namonjy azy […]




