Auteur/autrice : Adnews

Ramamimampionona Gérard : “Afa-miara-monina ny maha malagasy sy ny maha kristianina”

Nahabe resaka sy adihevitra ny nisian’ny kristianina nanao fandroahana devoly sy nanao hira fiderana teny amin’ny doany amin’ny Rovan’Ambohimanga. Maneho ny fijeriny ny mpandinika fiarahamonina, Ramamimampionona Gérard: “Afa-miara-monina ve ny maha malagasy sy ny maha kristianina? Raisiko amin’ny tenako: Malagasy aho sady kristianina.” Dinidinika… Gazety Taratra (*): Ny fahitanao ny […]

Banky foiben’i Madagasikara : nametra-pialana ny governora Rabarijohn Henri

Fantatra fa nametra-pia­lana, tsy ho governoran’ny Banky foiben’i Madagasikara (BCM) intsony, Rabarijohn Henri. Voatendry handimby azy Andrianarivelo Aivo Han­driatiana, izay navoakan’ny filankevitry ny minisitra, omaly, ny fanendrena azy. Tsy fantatra mazava ny anton’izao fametraham-pialany izao, fa raha ny zava-nitranga faramparany tamin’ iny taona 2022 iny, teo mikasika ny fandoavana ny […]

Nosy i Madagasikara : mbola maivana ny fitaterana an-dranomasina

Mila hamafisina sy hatsaraina ny fitaterana an-dranomasina ireo entam-barotra manerana ny Nosy. Ny tanjona dia ny hampihena ny saram-pitaterana sy hanatsarana ny famatsiana. Hatramin’izao, mbola ampahany vitsy kely amin’ny Malagasy no mahita tombony amin’ny fitaterana an-dranomasina, nefa Nosy i Madagasikara. Ary tsy voafaritra mialoha ny ora eo amin’ny fitaterana sy […]