Auteur/autrice : Adnews

Jly Serge Gellé : “Omena tombon-dahiny ny tsara efa vitan’ny zandarimaria”

« Tsy mioiva ireo toromarika efa nomena hatrizay fa ampiana ny capitalisation (fitandroana, fanangonana sy fanohizana ary fanomezana tombon-dahiny ireo tsara re­hefa efa vitan’ny zandarimaria nandritra ny vanim-potoana niorenany »,hoy ny Sekre­teram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena, ny Jly Serge Gellé nandritra ny fiarahabana tratry ny taona 2023 niarahany tamin’ny kaomandin’ny zandarimariam-pirenena (COMGN) teny […]

Toy ny fanaony isan-taona : manatona mirary soa ireo polisy ny minisitra

Toy ny isan-taona, apetraky ny minisitry ny Filami­nam-bahoaka (MSP) ho soatoavina ny fidinany miaraka amin’ireo mpiara-miasa ami­ny miarahaba sy mirary soa ny polisim-pirenena eny amin’ny toeram-piasana misy azy avy. Nanombohana izany ny Hery vonjy taitran’ny polisy eny Antanimora, nitohy teny amin’ny commissariat central Tsaralalana, teny amin’ny mi­nisiteran’ny Filaminam-bahoaka Anosy, teny […]

Fotodrafitrasa ao Toamasina: efa vita ny ampahany voalohany amin’ny Miami

Miroso ny fanatanterahana ny tetikasan’ny filoham-pirenena. Anisan’ny efa misongadina ao Toamasina ny fotodrafitrasa hialana voly sy ho an’ny fanatajahantena ary koa ny natokana ho an’ny mpanao asa tanana. Efa vita ary natao ny alakamisy 29 desambra 2022 teo, ny fandraisana ara-teknika ny ampahany voalohany amin’ny tetikasa Miray hina ary mifankatia […]

Taona 2023 : manantena filaminana ny vahoaka

Taona vaovao 2023, ma­nantena fiainana tsara kokoa sy hiaina anaty filaminana ny ankamaroan’ny olona nanaovana fanadihadiana. Mba hahafahana miatrika am-pifaliana sy am-pitoniana ny asa, ny adidy ary ny andraikitry ny tsirairay. Fa irin’ny olona koa ny mba hisian’ny fivoaram-piainana sy fahasalamana ary fahombiazana eo anivon’ny tokantranony tsirairay avy. “Apetraka dieny […]

Covid-19 : mila mailo hatrany amin’ny fifampiharabana

Fotoanan’ny fivorivoriana sy ny fitangoronana ny volana janoary, hifamotoanan’ny mpi­anakavy sy ny fikambanana manao fifampiarahabana nahatratra ny taona vaovao. Mila mailo hatrany anefa satria mbola miparitaka eny amin’ny fiarahamonina ny aretina Covid-19. Mila hajaina hatrany ny fepetra ara-pahasalamana rehetra hisorohana ny aretina. Anisan’ny tena saropady ireo ankizy madinika sy ny […]