Araka ny filazan’ny loharanom-baovao iray eo anivon’ny Federasionina malagasin’ny baolina kitra, omaly, fantatra izao fa hotanterahina any Antsirabe, ny faran’ny volana marsa ho avy izao, ny fivoriambe ara-potoana (AG) an’ny Federasionina, raha tsy misy ny fiovana farany. Mandritra io fotoana io no hanaovan’ireo mpitantana ny rafitra federaly mitantana ny baolina […]
Auteur/autrice : Adnews
Nosimbain’ny vahiny : Diso fahavalo ny vehivavy malagasy
Tsy nety sy tsy nifanaraka tamin’ny foto-pisainana vahiny ny fametrahana ny vehivavy ho loharanon’ny taranaka (miteraka, mitaiza, manabe). Nezahin’izy ireo nopotehina izany. Ho an’ny Malagasy, tsy mety ny «vehivavy fotsy varavarana». Ho an’ny vahiny, mila mivoaka ny trano miasa ny vehivavy hanampy ny lehilahy. Nampidirin’izy ireo ihany koa ny karazana […]
Volley-ball – CCCOI 2026 : Resin’ny Port-Louis Maurice ny Mama VBC
Nitohy omaly, tatsy Seychelles, ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ranomasimbe Indianina ho an’ny klioba tompondaka na ny CCCOI, taranja volley-ball. Teo amin’ny sokajy lehilahy, lavon’ny Port-Louis avy atsy Maurice, tamin’ny seta 3 no ho 1, ny Mama volley-ball club Madagasikara. Ny seta voalohany ihany no lasan’ny ekipa malagasy, izay norombahiny […]
Sata mifehy ny OMDA: Tanjona ny tsy hiankina amin’ny minisitera intsony
Hatreto, fitantanan-draharaha eo anivon’ny minisitera misahana ny Kolontsaina ny Ofisy malagasy misahana ny zon’ny mpamorona na Omda. Tafiditra ao anatin’ilay volavolan-dalàna hitondrana fanitsiana momba ny rafitra mifehy ny hisintahany. Efa an-taonany maro no nangataka izany ireo mpanakanto mpamorona. Efa nisy ny tolo-dalàna ho fanitsiana ny lalàna 94-036 tamin’ny 18 septambra […]
VAOVAO TAMBATRA
Ho tapaka ny fifamoivoizana any Andalamahitsy RN4, eo Ramala (PK179) sy ny PK 185, ny 6 sy 7 marsa ho avy izao. Manomboka amin’ny 7 ora maraina izany hatramin’ny 4 ora hariva. Antony, hisy asa fandrarahana godirao amin’ireo ampahan-dalana ireo. Tsy misy ny fivilian-dalana (déviation). Voarara tanteraka ny fandehanan’ny fiara […]




