Manan-danja lehibe sady mila atao isan’andro ny lafiny serasera entina hampahalalana ny mpanjifa, toy ny orinasa, ny rafi-panjakana na tsy miankina, ny fikambanana iray. Izay no nahatonga ny fiaraha-miasan’ny orinasa malagasy Becom sy ny orinasa avy atsy La Réunion, Stratégie & Territoire Océan Indien, nandrafitra ny Positive Brand Madagasikara. Fomba […]
Auteur/autrice : Adnews
Madagascar Airlines: Hamoraina ny fahafahana manjifa tapakila
Nitondra fanazavana mahakasika ny saran’ny sidina anatiny ny kaompania Madagascar Airlines manoloana ny resabe momba izany. Nambarany fa miankina amina toe-java-maro ny saran’ny sidina, toy ny fotoana fanjifana ny tapakila, ny fahafenoan’ny sidina ary ny fepetra mifandraika amin’ny tapakila tiana vidina. “Entina hanatsarana ny fitaterana ana habakabaka ny hetra samihafa […]
Vidin-tsolika : Latsaky ny 5 000Ar avokoa mandritra ny volana marsa
Nihena 200 Ar ny vidin-tsolika mihatra ho an’ity volana ity. Fepetra nihatra nanomboka ny alin’ny alarobia hifoha alakamisy teo, araka ny fanitsiana isam-bolana. Nihena 200 Ar avokoa ny vidin-tsolika eto Madagasikara, raha oharina ny tamin’ny volana febroary teo. Araka izany, nidina 4 900Ar ny litatry ny lasantsy (SP95) raha toa […]
FANTINA sy FINTINA
Mila mailo ny fitondram-panjakana manoloana ireo fikambanana maro mitonona ho Gen Z, araka ny nambaran’ny tanora MMM, Ratavilahy Andry. Nohitsiny fa nisy tokoa ireo tena nitolona fa ao kosa ireo tsy nanao izany. « Tokony hisy sehatra hahafahan’ny fitondram-panjakana mihaino ireo tanora vonona hampandroso ny firenena », hoy izy. Tokony ho sazina avokoa […]
Hetsika Rohy : “Tokony hilaza ny tsy firotsahan-kofidina na tsia ny mpitondra”
“Misy tsy ny nahafa-po amin’ny tondrozotra”, hoy ny avy amin’ny fiarahamonina sivily, ny tonia mpanatanteraky ny hetsika Rohy, Andriamoraniaina Harijaona, teny Ambatonakanga, omaly, momba ny tondrozotran’ny fitondrana Fanavaozana. Ao anatin’ny soatoavina ao amin’ny tondrozotra, tsy voalaza ny hoe tokony tsy hisy ny fifangaroan-tombontsoa. Soatoavina iray tokony hitondrana ny fifanakalozan-kevitra sy […]




