Tapitra ny sabotsy lasa teo, ny dingana voalohany amin’ny fifanintsanana hiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra vehivavy. Anisan’ireo, tafita amin’ny fihodinana faharoa ny ekipan’ny Cosfa Football Club, solontenan’ny ligin’Analamanga nilalao tany amin’ny kianja Tsiroanomandidy. Misongadina ity ekipan’ny miaramila ity satria anisan’ireo zandriny indrindra izay vao 10 volana monja […]
Auteur/autrice : Adnews
Tennis – Mada “1ère série” : Lasan’ i Tsantaniony sy i Nicolas
Tontosa ny sabotsy lasa teo, tetsy amin’ny kianja Acsa Ambohidahy, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja tenisy, sokajy rehetra. Anisan’ny fihaonana nandrasan’ny maro ny teo amin’ny sokajy “1ère série”, lahy sy vavy. Nisongadina i Tsantaniony Iariniaina sy Raharivony Nicolas izay samy mpilalaon’Analamanga. Teo amin’ny vehivavy, lavony teo amin’ny famaranana, […]
Afrobasket – U18 zazalahy : Faha-7 amin’ny ekipa 12 ny Ankoay Madagasikara
Teo ho eo ihany ny dingana vitan’ny Ankoay Madagasikara, nandritra ny fiadiana ny «Afrobasket », sokajy U18 lehilahy. Nitana ny laharana faha-7 ny Malagasy, nandritra izany. Fandresena telo sy faharesena telo ny vokatra azon-dry zalahy. Nifarana omaly, tao amin’ny kianja Tchieville Abidjan, Côte d’Ivoire, ny fiadiana ny «Afrobasket», sokajy U18 lahy […]
Fiaraha-miasa: Mizara traikefa amin’ny tafika malagasy ny Indianina
Matotra ny fiaraha-miasa eo amin’i Madagasikara sy Inde, araka ny lahatenin’ny mpirakidraharaha, mpisolo toerana eo anivon’ny masoivoho Indianina, Mohit Kumar. Nivoitra izany tamin’ny lahateniny tamin’ny fanamarihana ny faha-80 taonan’ny Fahaleovantenan’i Inde, nanao teny Marais Masay sy tetsy Ankorondrano ny sabosy teo. Notanisainy tamin’izany ny fanohanan’ity firenena ity an’i Madagasikara. «Ao […]
Fanavaozana sy tombontsoa manokana : Mizara ny hevitry ny depiote ao Tsimbazaza
Mizarazara ny solombavambahoaka ao Tsimbazaza, ankehitriny. Misy ny mitaky ny fanavaozana tanteraka, ho an’ny tombotsoam-bahoaka. Misy ny mivadibadi-kevitra noho ny tenany manokana. Mifanalavitra ny fampanatenana sy ny asa vita. Samy manana ny heviny manoloana ny toe-draharaha politika misy ankehitriny ny solombavambahoaka ao Tsimbazaza. Raha nijoro ny komity manohana ny fanavaozana, […]




