Vaovao ratsy indray ho an’ny tontolon’ny zavakanto… Nodimandry ny asabotsy maraina teo i Janga Ratah. Efa herinandro maromaro no niady tamin’ny aretina ity mpanakanto ity, ary nanao antso avo mba hanaovana tolo-tanana izy tamin’ny herinandro lasa teo. Nihetsika tokoa ireo mpanakanto namany sy ireo mpankafy ary ny izay rehetra nahatsapa […]
Auteur/autrice : Adnews
Nandresy tamin’ny “Star Academy”: Nahazo 100.000 Euros sy famoahana rakikira i Anisha
Nofinofy tanteraka ho an’i Anisha. Rehareha kosa ho an’ny Malagasy manerana izao tontolo izao. Azony ny loka voalohany tamin’ilay fifaninanan-kira “Star Academy” andiany faha-10. “Hanova ny fiaina- ko iny anjoria iny…” Sady nandohalika no latsa-dranomaso i Anisha raha niteny izany, ny alin’ny asabotsy teo. Izay ny fihetseham-pony voalohany, vantany vao […]
Antoko Vahoaka miray: “Ampifandanjana ny fahazoana mamory olona”
“Mihetsiketsika avokoa ny antoko politika rehetra, indrindra ny eo anivon’ny fitondram-panjakana. Adidin’ny antoko politika ny mitaiza ny olom-pirenena. Voalazan’ny lalàna izany ka afa-mamory olona”, hoy ny sekretera jeneralin’ny antoko Vahoaka miray (Vami), i Gaby Vakiniadiana. Nefa fanararaotam-pahefana ny fahitany ny ataon’ny mpitondra. Fitaovam-panjakana no entina mandehandeha: fiara takelaka mena. Iza […]
Depiote Randrianasolo Nicolas: “Tokony hakarina ny tetibolan’ny zandary”
“Tokony hakarina ny tetibolan’ny zandarimaria”, hoy ny depiote voafidy tamin’ny anaran’ny GJMP, tany Betroka, Randrianasolo Jean-Nicolas, manoloana ny fahalanian’ny Antenimierampirenena tsy nasiam-panitsiana ny volavolan-dalàna mifehy ny tetibolam-panjakana, taona 2023. Nisy fampanantenana na fanomezana antoka 10 miliara Ar ny volan’ny zandarimaria, taona 2021, nefa tsy azo. Nefa ny tafika sy ny […]
Justice et Paix : mitaky ny fampiharana lalàna
“Iangaviana ny mpanao politika mba samy haneho ny tena fitiavan-tanindrazana, fa tsy hitady tombontsoa manokana na harena na seza na voninahitra”, hoy ny fehinkevitry ny fivorian’ny vaomieran’ny eveka, Justice et Paix eo anivon’ny Ekar, teny Antanimena, ny herinandro teo. Fanasoavam-bahoaka tsy ankanavaka anatin’ny fanarahan-dalàna sy fampiharana ny fahamarinana ny politika […]





