Niravona ny savorovoro niteraka tsy fifankahazoana teo amin’ireo mpiasam-panjakana mpanao fanatanjahantena, ny amin’ny fifidianana filohan’ny Asief (Association Sportive Interministérielle pour l’Entretien des Fonctionnaires). Tapaky ny rehetra fa notazomina ny daty hanatontosana ny fifaninanam-pirenena, hotanterahina any Manakara ny 17 – 29 aogositra ho avy izao. Ankoatra izay, haverina ny fifidianana izay […]
Auteur/autrice : Adnews
Delta United Madagascar: Mifantina sy mitily ankizy mahay baolina
Miara-miasa amin’ny “agents recruteurs” any andafy ny Delta United Madagascar, taranja baolina kitra. Ankehitriny, manao fifantenana sy mitily ankizy mahay baolina izy ireo, halefa ho anaty ivontoeram-piofanana sy klioba any Eoropa. Nanomboka ny sabotsy lasa teo, teny amin’ny kianja Esca Antanimena ny fitiliana sy fifantenana ataon’ny ivontoeram-piofanana Delta United Madagascar, […]
Fanohanana ny mpitondra : Mijoro ny Vovonana ho an’ny fanavaozana
Nampahafantarina omaly ny fijoroan’ny Vovonana ho an’ny fanavaozana an’i Madagasikara (VFM). Natao hanamafy ny fiaraha-miasa sy ny fanohanana ny ezaka fanavaozana tarihin’ny filohan’ny Fanavaozana, Kly Randrianirina Michaël, araka ny fanazavan’izy ireo. Mikendry ny hampivondrona ireo hery velona samihafa ny vovonana, ahitana ireo olom-boafidy am-perinasa sy teo aloha, ireo olobe, tangalamena, […]
Fanamarihana fetin’ny Fahaleovantena : Efa any Tchad ny filoha, Randrianirina Michaël
Efa nigadona tao N’Djamena, renivohitr’i Tchad, omaly, rehefa avy niainga teto Madagasikara ny filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika. Maromaro ny anton-diany any amin’ity firenena Afrikanina ity. Tafiditra amin’ny famaliana ny fanasana avy amin’ny filohan’i Tchad, ny Marechal Mahamat Idriss Deby Itno, izao fivahinianany voalohany any Tchad izao. Hankalaza ny faha-66 taona […]
Tambin’ny hofan-trano: 50 000 no zakan’ny CUA
Nambaran’ny PDS an’Antananarivo, Ralambomanana Feno, omaly, fa mitentina 50 000 Ar no zakan’ny tetibolan’ny kaominina Antananarivo Renivohitra momba ilay resaka tambin-karama amin’ny trano fonenena « Indemnité de logement”. « Io ihany rahateo koa no efa nifampiresahana tamin’ny mpiasa », hoy ihany izy. Tsiahivina fa nitaky izany ho 200 000 Ar ireo mpiasan’ny kaominina ary […]




