Any amin’ny faritra Atsimo, 10 na 11 taona dia efa mitondra vohoka ny zatovovavy. Tsy mahalala ny momba ny vatany sy ny fahasalamana ara-pananahana akory ny ankamaroan’izy ireo. Antony nitondran’ny tanora IYAFP fanabeazana ara-pananahana. Enim-bolana ny faharetan’ny fandaharanasan’ ny International Youth Alliance for Family Planing (IYAFP), izay vondrom-pikambanana tanora misehatra […]
Auteur/autrice : Adnews
Jly Ravalomanana Richard: “Aoka hotandrovina hatrany ny fihavanana”
Nandray ireo ben’ny Tanàna avy any amin’ny distrikan’i Brickaville ny filohan’ny Antenimierandoholona, ny Jly Ravalomanana Richard, tetsy Anosikely, omaly. Nisy ny hafatrafatra nampitainy tamin’izany. “Aoka isika hitandro hatrany ny fihavanana sy handala ny firaisankina. Efa vita ny fifidianana ka tokony himasoan’ny rehetra ny fampandrosoana an’i Madagasikara”, hoy izy. Etsy andaniny, […]
TSELATRA
Voasambotra omaly, ireo olona roa nandoro ny trano iray tany Tsararivotra Atsinanana, Amborovy Mahajanga, ny alahady lasa teo. Anisan’ izany ny tovovavy mpanampy an-trano teo aloha sy ny lehilahy iray nanampy azy nanatanteraka ny asa ratsy. Norobaina sy nodoran’izy ireo ny trano ary notsatohan’izy ireo tamin’ny antsy ny tovolahy nijanona […]
Telo mianaka voatsatoka antsy: Nodoran’ny fokonolona ilay nahavanon-doza
Voasambotry ny fokonolona, namoy ny ainy niharan’ ny fitsaram-bahoaka ary nodorana, omaly hariva, tamin’ ny 05 ora sy 45 minitra, ilay lehilahy namono nahafaty ny rahalahiny sy ny zaza roa, tao amin’ny kaominina Antsatramidola, distrikan’i Mandritsara. Nifampitadiavan’ny mpitandro filaminana sy ny vatan-dehilahy tao an-tanàna nanomboka ny alahady 1 jona teo […]
Nahazo 40 tapitrisa Ar : Olona enina voasambotra
Nanao fisolokiana nandritra ny fito taona, enina mianadahy mianaka voasambotry ny polisy tao Antsirabe, ny 30 mey teo. Nitrangana fisolokiana tao Andranomaimbo-Antsirabe, ny volana febroary teo. Nanipazan’ireo olon-dratsy vola 100 Ar madio be niampy vovo-bolamena nifono anaty harona plastika ny vehivavy iray. Mody nilaza ho niara-nahita tamin’ilay mpandalo ny mpisoloky […]