Hotanterahina ny 21 sy 22 jona izao, etsy amin’ny Orange Digital Center, gara Soarano, ny hetsika Zah@Geek 3.0. Fotoana iray hampivondronana ireo mpisehatra samihafa eo amin’ny tontolon’ny niomerika sy ny haitao ara-kajy mirindra. «Hamaly ny filàna amin’ny fitadiavana asa eo amin’ny sehatry ny niomerika izay tena mbola malalaka eto amintsika […]
Auteur/autrice : Adnews
SOMBIM-BAOVAO
Hitohy ny alahady ho avy izao, eny Andohatapenaka ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja Rugby, sokajy vehivavy. Araka ny vaovao navoakan’ny Malagasy Rugby, misy lalao roa handeha eny an-toerana. Anisan’izany ny fifanandrinan’ny FTM Manjakaray sy ny FTFA Antohomadinika. Notanterahina, omaly, ny andro fahatelon’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, N1A […]
Fampiakarana grady-Taekwondo : fianarantsoa sy Ambatolampy ny manaraka
Hotanterahina ny volana jolay ho avy izao, any Fianarantsoa sy Ambatolampy, ny fanadinana hiakarana am-baratonga kukkiwon (1ère dan- 4ème dan). Raha ny fanazavana voaray teo anivon’ny Federasiona malagasin’ny taekwondo (FMTKD), omaly, hatao ny 12- 14 jolay ny any Fianarantsoa ary ny 27-28 jolay ny any Ambatolampy. Aorian’ireo faritra roa ireo, […]
« Euro 2024 » : mety hitondra saron-tava i Mbappé
Tsy misy ahina ny toe-pahasalaman’i Mbappé, kapitenin’ ny ekipam-pirenena frantsay, taorian’ny fahavoazana nahazo ny orony, ny alatsinainy lasa teo. Raha tsiahivina, voadona ny tenany nandritra ny fihaonany tamin’i Autriche, teo amin’ny andro voalohany hiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa, taranja baolina kitra, «Euro 2024», atao any Allemagne. Nivoaka ho mpandresy tamin’ny […]
Taranja bisikileta – Relaha Jean Claude : lasa lehiben’ny Federasion’ny ranomasimbe Indianina
Hatao any Maurice, ny 28 jona hatramin’ny 3 jolay ho avy izao, ny fiadiana ny ho tompondakan’ny ranomasimbe Indianina, taranja bisikileta. Mialoha izany, fantatra fa ny mpitantana ny taranja eto Madagasikara no voatendry ho lehiben’ny fikambanana. Matoky ny fomba fitantanan’ny Malagasy ny firenena hafa. Araka ny vaovao voaray, omaly, i […]