Auteur/autrice : Adnews

FANTINA sy FINTINA

Mitohy hatrany ny fanaraha-maso ny depiote Masy Goulamaly ao amin’ny trano fonenany, tapa-bolana aty aorian’ny nisamborana azy. Ny 1 jona izy no voasambotra, taorian’ny fisiana andian’olona nandoro ny sampandraharaha mikirakira ny fifidianana tao Tsihombe. Tsy nisy valiny izany aloha ny taratasy napetraky ny birao maharitry ny Antenimieram­pi­renena nivantana tamin’ny Praiminisitra […]

Mba ho tan-dalàna

  Nahoraka tampoka teo, omaly, fa tsy maintsy havoaka ny faha-21 jona ho avy izao ny voka-pifidianana ofisialy avy eny amin’ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC). Mila manatrika ny fetim-pirenena miaraka amin’ny samboady ry tsy mahandry tantana sy tia sehoseho. Asa fa izay tokoa ve ilay hoe ny « werawera tsy […]

Fanendrena tale jeneralin’ny Bianco: vehivavy ny dimy amin’ireo 28 mpifaninana

28 ny kandidà, hisafidianana izay ho tale jeneralin’ny Bianco. Anatin’ny fikirakirana ny antontan-taratasy ny tomponandraikitra. Dimy ny vehivavy amin’ireo mpifaninana. Hifarana amin’ny 6 aogositra ho avy izao ny fe-potoam-piasan’ny tale jeneralin’ny Bianco, izay dimy taona tsy azo havaozina. Manoloana izany, miroso ny dingana amin’ny fanendrena izay ho tale jeneraly vaovao. […]

TSELATRA

Maty voatifitry ny polisy teny Marais Masay i Dodol, jiolahy raindahiny mpanao fanafihana mitam-piadiana, ny sabotsy 15 jona teo. Niara-nametrahan’ny polisy vela-pandrika io olon-dratsy io sy ny namany roa lahy saingy tafaporitsaka ireo mpiara-manao ny asa ratsy aminy. Maty voatifitry ny mpitandro filaminana ny jiolahy raindahiny amin’ny fakana an-keriny tao […]