Fananganan-tsaina volana jolay. Nisy ny fanentanana amin’ny fahavitrihana sy fahazotoana miasa nataon’ny sekretera jeneraly Harisoamanarivo Angelico Ennodius. Nirary soa sy nankasitraka ireo mpiasa tamin’ny ezaka fampandrosoana ny minisitera sy tamin’ny fandraisana anjara mavitrika tamin’ny lalao Asief izy. Fanatsarana ny tolotra ara-pahasalamana. Miantoka ny fisian’ny fanafody tsy tapaka ho an’ny fitsaboana […]
Auteur/autrice : Adnews
Zokiolona: Hivoaka ny vola fisotroan-dronono volana jolay
Hanomboka ny alakamisy 10 jolay izao ny famoahana ny vola fisotroan-dronono ho an’ireo zokiolona mandray izany eny amin’ny Perceptions principales sy ny Trésoreries principales ary ny Trésorerie principale inter-communale eto Antananarivo. Handray izany ny laharana miafara amin’ny 0 hatramin’ny 2, ny alakamisy izao. Anjaran’ny laharana miafara amin’ ny 3 hatramin’ny […]
Fanadinana BEPC : Cisco 30 mahery no efa namoaka vokatra
Nanomboka ny faran’ny herinandro teo hatry ny omaly hariva, manodidina ny 30 ireo Cisco manerana ny Nosy, namoaka ny voka-panadinana BEPC. Nisantatra izany ny faran’ny herinandro teo ny distrikan’Iakora sy Ambatomainty ary Andramasina. Manodidina ny 60% mahery ny ankamaroan’ny taham-pahafahana tamin’ireo distrika ireo. Amin’ireo Cisco efa namoaka vokatra, anisan’ny taha […]
Fifindra-monina any Canada: Hapetraka ny rafitra mazava sy azo antoka
Canada, firenena anisan’ny mahaliana ireo tanora milaravinahitra any ivelany sy ireo mpifindra monina. Hapetraka ny rafitra mazava hiarovana ireo Malagasy any amin’ity firenena ity. Natao sonia omaly ny fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny minisiteran’ny Asa sy ny avy ao amin’ny Chambre de commerce et de coopération Canada-Madagascar (Cancham). Fifanarahana hametrahana rafitra mazava […]
VAOVAO TAMBATRA
Niverina amin’ny laoniny nanomboka omaly, ny fifamoivoizana amin’ny RN5 (PK64). Vita ny fametrahana ny tetezamby vonjimaika, Pont Bailey, eo Andranotsara, any Mahambo. Tsiahivina fa vokatry ny lanja tafahoatra nentin’ny fiarabe iray no nahatonga ny fahatapahan’ity tetezana ity. Hatomboka any Toamasina ny tetikasa ViSaina, miompana amin’ny fametrahana fototra ho an’ny tanàna […]




