Nosamborin’ny mpitandro filaminana ny raim-pianakaviana iray namono nahafaty an-janany, tany Fenoarivo Atsinanana, omaly maraina. Zaza vao herintaona monja, maty tsy tra-drano sady nivoa-dra ny lohany vokatry ny habibiana nataon-drainy. Nentin’ny hamamoana niampy fahasarotam-piaro, novelesin-drangahy tamin’ny hazo ny lohan’io zanany io. Nipotsaka mihitsy ny atidohan’ilay lasibatra. Niezaka nitondra azy teny anivon’ny […]
Auteur/autrice : Adnews
Akon’ny fety, 25 sy 26 jona: olona 3 namoy ny ainy, 249 nandalo fitsaboana
Olona telo namoy ny ainy nandritra ny fankalazana ny fetin’ny asaramanitra, ny 25 sy 26 jona teo, raha ny tatitra voaray avy eo anivon’ny hopitaly CHUJRA, omaly. Nahatratra 249 ny isan’ny olona nandalo tao amin’ny Sampana Vonjy Aina nandritra ireo andro ireo. « Nitombo ny isan’ny olona nandalo nanao fizaham-pahasalamana […]
Nanasaraka olona niady: Zandary maty voakapa famaky
Zandary mpiana-draharaha iray no maty voakapa famaky, ny alin’ny fetim-pirenena, tao Fenoarivobe. Nanasaraka olona niady tamin’ny fety izy. Olona efatra karohina. Nokapain’ny vatan-dehilahy miisa efatra tamin’ny famaky, voa mafy teo amin’ny lohany, ka tsy tana ny ain’ny zandary mpiana-draharaha iray tao amin’ny kaominina Fenoarivobe, faritra Bongolava, ny alin’ny alakamisy 26 […]
Taekwondo WT: 45 combattants retenus pour le regroupement
Les grandes manœuvres débuteront ce lundi pour l’équipe nationale malgache jeunes de taekwondo World Taekwondo (WT) avec le premier regroupement, en vue des championnats d’Afrique cadets et juniors, du 5 au 9 août à Lagos (Nigéria). Sur les 70 combattants en lice lors du test-match organisé hier au Centre de […]
Rallye – GT4 Asie: Iaro Razanakoto conserve la deuxième place
Le jeune pilote malgache, Iaro Razanakoto a conservé la deuxième place au classement général du championnat du Grand Tourisme 4 (GT4), disputé en Asie du Sud-Est. Il tentera un autre tour de force lors du prochain rendez-vous, le Bangsaen Grand Prix, les 5 et 6 juillet. Une belle prestation. Le […]




