Tsara fanombohana ny judokas malagasy, Rasoanaivo Razafy Aina Laura, tao anatin’ny fiadiana ny tompondaka maneran-tany, taranja judo, sokajy Seniors, tanterahina any Hongrie. Nandresy ilay teratany Danoise, i La erke Olsen, izy tamin’ny Uchi Mata (ippon), nandritra ny ady voalohany natrehany omaly, ary tao anatin’ny 31 sengondra monja ny nandreseny ity […]
Auteur/autrice : Adnews
FIBA 3X3 Quest Alley Hoop: Hatao eo amin’ny Parvis Analakely
Hotanterahina, ny 30 sy 31 aogositra izao, eny amin’ny Parvis Lapan’ny Tanàna Analakely, ny fifaninanana “Fiba 3X3 Quest Alley Hoop”, taranja basikety lalaovin’olona 3. Fifaninanana hitiliana ny ekipa hiatrika ny “World Tour” hatao any Chine, ny volana oktobra izao, ity lalao ity. Nosafidiana manokana ny hanatanterahana ny lalao manoloana ny […]
Rallye: Mitarika vonjimaika i Faniry TMF
Taorian’ny fahavitan’ny Rallye FMMSAM, dingana voalohany, amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, eo amin’ny familiana fiarakodia, mitarika vonjimaika Rasoamaromaka Faniry, mpanamory avy amin’ny klioba TFM. Manana isa 35, arahin-dRabetafika Daniel avy amin’ny Asa Tanà, amin’ny isa 26. I Aro Kiady, ekipazy ny klioba ASACM kosa ny fahatelo nahazo isa 18. […]
“Urban Trail »: Iarahan’ny Rotary Club sy ny MJS mikarakara
Hankalazaina ny faran’ny volana jona ho avy izao, ny Andro iraisam-pirenen’ny fanatanjahantena. Anisan’ny firenena mikarakara izany i Madagasikara. Araka ny valandresaka natao tao amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina, omaly, hotanterahina ny 28 hatramin’ny 30 jona ho avy izao, ny hetsika fankalazana ny Andro iraisam-pirenen’ny fanatanjahantena. Mandray anjara mavitrika amin’izany ny minisiteran’ny […]
TARATRY ny KANTO
« Arendrina Fiderana », fampisehoana rindran-kira an-tsehatra miaraka amin’i Zook Davids, hotanterahina ao Antsahamanitra ny 25 jona izao, manomboka amin’ny 2 ora sy sasany tolakandro. Hiaka-tsehatra mandritra ity seho maimaimpoana ity ihany koa i Pasteur Jocelyn Ranjarison, Revival Messengers, 4Life Heaven Sound, sy mpanakanto nasaina manokana. « Arendrina Fiderana » hanehoana indray ny kolontsaina […]




