Tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny « Iray volan’ny teny malagasy ». Nosokafana, omaly, ny « Tsenaben’ ny boky ». Naneho ny heviny momba ny hoavin’ity loharano tsy ritra ity i Arikaomsa Randria. Notanterahina omaly, teo anoloan’ny Tranombokim-pirenena Anosy, ny fanokafana ilay hetsika «Tsenaben’ny boky». Fotoana nihaonan’ny mpamaky boky tamin’ireo mpikirakira ny tontolon’ny boky. Samy […]
Auteur/autrice : Adnews
Vaovao tambatra
Tsy azo ihodivirana ny delestazy ho an’ity taona ity. Lasa aloha loatra ny haintany, miiba ny famokarana herinaratra ao Andekaleka ka mahatonga ny fahatapahan’ny herinaratra lavareny eto Antananarivo sy ny manodidina. Miakatra hatrany amin’ny 5% isan-taona ny fangatahana fampidirana herinaratra noho ny fitomboan’ny mponina ka mitarika ny tsy fahampian’ny fitsinjarana. […]
Fampiasana ny angovo madio : Vonona hanohy ny asany ny Marea
Nanamafy ny fahavononany hampiroborobo ny fampiasana angovo madio sy azo havaozina eto Madagasikara, tanjona iray apetraky ny fanjakana ho an’ny taona 2030, ny Madagascar Renewable Energy Association (Marea). Nivoitra izany nandritra ny fivoriambe voalohany nataon’ny mpikambana ny 28 mey teo. Fotoana nampahafantarana ny rehetra ny filoha vaovao, Rémy Huber, hitantanana […]
Samy be kajikajy
Tsy hita izay holazaina manoloana ny fivoaran’ny toe-draharaha eto amin’ny firenena. Ohatra ny misy kajikajy politika tsy mandeha amin’ny laoniny izany eto an-tanàna. Tsy hay hoe iza no manao inona, iza no miketrika inona. Misy tranga foronina sy hambolena resabe foana isan’andro izao. Toa kisarisarim-piarahamonina milamina, fa miloloha vainafo […]
« SIAE andiany fahefatra »: Tombony ho an’ny fifanakalozana ara-barotra
Soa fanararaotra hampivoarana ny fandraharahana sy hitadiavana lalam-barotra any ivelany ny SIAE andiany fahefatra. Kendrena manokana ny hampiroboroboana ny fifanakalozana ho an’ny hoavy mamiratra ara-toekarena eto Madagasikara. Maro ny tombontsoa ara-toekarena azo mandritra ny Ranty iraisam-pirenenan’ireo mpisehatra ara-toekarena «Salon International des acteurs économiques» (SIAE) andiany fahefatra, atao eny amin’ny Kianja […]




